Tô mety be am'ty hevitra Dévaluation ty tokoa raha ovaina ny anarambola dé atao hoe TGV ndray eh!! sa ahôna hoy nareo ???? asa aloha na h$otrinona ny sandany na hôtr'inona am'zay fa ny hitako atonony zao dé 1 TGV== 1 000 000 de ariary (am'zay 1 Euro==0,003 TGV), ao tsara mintsy... :P
Vola sandoka firy no namboarina novidianana miaramila tao zay nama a, mbola manomé toky ny volan'ny bois de rose,ny ariary lasa monnaie de singe tsisy valera sankalité hotran'ny mpitondra HAT ihany