Liste des messages

Liste des messages, inserés par Tefigasy, par ordre de date
Tefigasy ( 05/04/2015 02:19)
paska
Nisy olona izay nanontany : Nisy nangalatra sy nanafina HONO ny fatin'i Jeso, sao dia mba misy mahita na hitanareo ? Dia hoy aho hoe: atao inona ilay faty raha hita ? Jeso velona no hita raha mitady A... suite
répondu par bor2lais le 09/04/2015 06:44
Tefigasy ( 16/03/2015 06:33)
Iza no mivavaka ?
Iray volana lasa aho izay no nametraka ilay lohahevitra hoe "misy olona tsy mino ny fisian'Andriamanitra nefa dia tsy miala mihitsy amin'ny resaka fivavahana sy finoana" Iray volana aty aoriana aho t... suite
répondu par endriny le 27/03/2015 04:24
Tefigasy ( 24/02/2015 12:00)
Mahagaga: olona tsy mino ny fisian'izay Andriamanitra nefa tsy miala mihitsy amin'ny resaka fivavahana sy finoana
Izaho izao tsy mipetraka any an-dafy, tsy manana havana na namana any an-dafy, tsy mpandefa entana na manafatra avy any dia tsy hitako izay hidirana amin'ny resaka diaspora Toa izany koa ny resaka po... suite
répondu par Strong3 le 09/03/2015 07:34
Tefigasy ( 12/02/2015 06:36)
Inona no azonao atao ?
Maro ny olona no maniry hanana zavatra tonga lafatra na vola aman-karena vao hanao na mba hanaovana ny asan'ny Tompo. Misy miteny ohatra hoe, raha mba manana 4x4 aho dia afaka mandeha mitory teny any ... suite
répondu par Strong3 le 13/02/2015 07:10
Tefigasy ( 19/01/2015 13:28)
Soratsoratra nahavonjy fanahy
Nisy raim-pianakaviana iray izay nadreha fa matin'ny accident de voiture ny zanany vavitokana. Kepoka tsy nahateny, tsy nahatomany, tsy nahahetsika izy nandritran'ny dimy minitra. Avy eo novelominy ny... suite
répondu par rhaj0 le 12/02/2015 12:05
Tefigasy ( 12/01/2015 14:50)
Fijoroana vavolombelona / fiainana miaraka amin'i Jesoa
Nandeha nanao voyage tany amin'ny faritra iray atsimo antsinanan'i Madagasikara aho. Fiara tsy mataho-dalana ireny no netiko. Vao niainga teto Tana aloha dia efa otran'ny efa hafahafa izany ny fahazot... suite
répondu par Strong3 le 30/01/2015 08:37
Tefigasy ( 25/12/2014 02:21)
krismasy feno hasambarana ho anao
Mirary krismasy feno hasambarana, fifaliana, fiadanana hitondra famonjena ho an-izay rehetra mankalaza an'Andriamanitra androany... suite
répondu par bor2lais le 25/12/2014 09:09
Tefigasy ( 08/12/2014 13:33)
Natalis
Nisy tokantrano iray niharan'ny fahasahiranana ara-bola. Tamin'io fotoana io indrindra anefa no narary mafy ihany koa ilay renim-pianakaviana. Nandeha namonjy dokotera izy mivady ary nomen'i dokotera ... suite
répondu par hafahafa le 16/12/2014 14:03
Tefigasy ( 27/11/2014 07:23)
Niova lalana
Nisy tovovavy iray, andeha atao hoe bozy ny anarany fa ndrao hanahirana raha sendra misy mahafantatra, notaizana tao amin'ny fivavahana kristianina: nampianarina sekoly alahady, niroso tamin'ny fianar... suite
répondu par rhaj0 le 01/12/2014 17:08
Tefigasy ( 25/11/2014 04:16)
Sambatra izay olona mialoka Aminy
Tao amin'ny tokan-trano iray kristianina, antonotonony ihany ara-pivelomana: tojo tsy fahasalamana ity renim-pianakaviana (nisy tumeur tao aminy). Efa nohazavain'ny dokotera tamin'izy ireo fa mitondra... suite
répondu par bor2lais le 04/12/2014 12:15
Tefigasy ( 24/11/2014 07:03)
Fantatrao ve ny Tompo
Tovovavy kely iray manana fahasembanana i Sarindra. Tsy mahay miteny izy no tsy mahay manetsika tsara ny tanany toa ny olon-drehetra ary be rarakivy ihany koa. Hatramin'ny fahakeliny dia tomany sy fah... suite
Tefigasy ( 21/11/2014 04:00)
Kapoka & tsoran-kazo
Nisy zazavavy kely iray: Ony no anarany, telo taona izy. Anisan'ny tena nifampatoky tamin'ny ray aman-dreniny tokoa i Ony satria tsy mbola hita nandainga na nagala-pinana na naka zavatra tsy nierana n... suite
répondu par rhaj0 le 02/12/2014 15:03
Tefigasy ( 20/11/2014 05:21)
Miraharaha sy mamonjy Jeso / Tsy mandraharaha Jeso
Indray andro, rehefa avy nampianatra Jeso dia naniraka ny mpianany hialoha azy ho any amin'ny toerana iray atao hoe Betsaida fa Izy kosa mbola handeha hitokana hivavaka. Efa hariva ny andro tamin'io, ... suite
répondu par rhaj0 le 01/12/2014 18:38
Tefigasy ( 01/07/2014 05:40)
Ho lasa paradisa ve ny tany ?
Nisy filazana manjo tamin'ny gazety midi-madagasikara ny 14 jona teo afaka jerenao ato: http://www.midi-madagasikara.mg/necrologie/2014/06/14/necrologie-du-14-juin-2014/ Ny tiako tsindriana ao anat... suite
répondu par rhaj0 le 07/07/2014 15:06
Tefigasy ( 27/06/2014 06:00)
Kilalao ara-baiboly
Ny hitarika anao ho amin'ny fandinihana ny baiboly, ary izay no tanjoko amin'ny fandrosoana lohahevitra misary kilalao toa izao indray. Fanontaniana no apetrako dia hiangaviako ianao mba handray anja... suite
répondu par rhaj0 le 09/07/2014 16:46
Tefigasy ( 20/06/2014 05:30)
Ny fanitsian'Andriamanitra ny olony
Ny boky [color=green] 2.samoela.12:1-20 [/color] no hitondrako fizarana fohy ho anao indray anio, mikasika ny fanitsian'Andriamanitra, ny fananaran'Andriamanitra ny olony rehefa solafaka, nanana fahad... suite
Tefigasy ( 02/06/2014 08:41)
Fanehoam-pifalian'ny mpino kristianina
Nanatrika fanamasinana fanambadiana aho tamin'ny asabotsy tao amin'ny fiangonana iray. Rehefa vita izany dia nisy fiaraha-mikorana natao tamin'ny toerana iray. Ny zava-nisy dia tsy nety nisy nandihy i... suite
répondu par rhaj0 le 10/06/2014 13:39
Tefigasy ( 16/05/2014 06:30)
Ny mampiavaka ny fivavahana kristianina amin'ny fivavahana jiosy: paska, pantekosta, ny lalàna, ny fahasoavana.
Raha ny tokony ho izy dia ny paska sy ny pentekosta ary ny lalàna aloha no tokony naroso alohan'ilay fisoronana efa naroso tany amin'ny lohahevitra teo aloha. Saingy vao haingana ireo lohahevitra ire... suite
répondu par rhaj0 le 17/05/2014 11:18
Tefigasy ( 08/05/2014 11:14)
Ny mampiavaka ny fivavahana kristianina amin'ny fivavahana jiosy araka ny baiboly : ny fisoronana.
Rehefa avy naneho ny mikasika ny [b]fitsaharana(ny sabata), ny famorana izay tandinon'ny batisa sy ny batisa[/b] dia hijery indray isika eto ny mikasika [b]ny fisoronana[/b]. Boky iray manontolo ao a... suite
répondu par endriny le 23/05/2014 00:10
Tefigasy ( 02/05/2014 06:06)
Ny mampiavaka ny fivavahana kristianina amin'ny fi...
Ny mampiavaka ny fivavahana kristianina amin'ny fivavahana jiosy araka ny baiboly: ny famorana Efa somary lava ihany ilay fizarana voalohany, sady efa manomboka mivoaka amin'ny lohahevitra ny dinika.... suite
répondu par bor2lais le 02/05/2014 08:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1012