Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Maranatha ( 12/06/2014 11:19)
NY ZAVAMIAFIN'NY TSY FAHAMARINANA
[color=red]«Aza mety ho fitahin’ny olona akory ianareo; fa tsy ho avy izany, raha tsy efa tonga aloha ny fihemorana, ka hiseho ilay lehilahin’ota, dia ilay zanaky ny fahaverezana. »II Tesalonina... tohiny
novalian'i Maranatha ny 13/06/2014 10:02
rabaradaka ( 12/06/2014 11:00)
HVM sa Fitondrana ?
Vao mainka manamafy ny zavatra voalazako teto aho hoe iza no mitondra an'ity Madagasikara ity ny Mpitondra (Filoha, Governemanat, Députés) sa ny Hery Vaovaon'i Madagasikara (HVM) ? Mibaribary mantsy... tohiny
novalian'i Gasiaho ny 20/06/2014 15:06
mamonjy1 ( 12/06/2014 09:50)
Nisy nanamboatra ve ny olom-belona,sa niforona t@evolutiona.Raha nisy de Iza?Raha tsy nisy de ahoana?
Miarahaba isika rehetra indray ny tenako @Anarany jesosy ho voninahitran'ny Ray eo @zanaka. Io indray ny lohahevitra dinihintsika androany,ka afaka mandray anjara daholo isika,na inona na inona,ny fi... tohiny
novalian'i toriteny ny 18/06/2014 07:36
endriny ( 12/06/2014 09:11)
Mbola misy tany fambolena 18 millions ha azo amidy amin'ny vahiny eto Mada hono e
Io no tenin'ilay Hery Rajaonarimampianina raha andeha ho any israely izy hitady olona hampiasa ny tany eto hono. Kanefa ny Malagasy aza tsy omena tany... tohiny
novalian'i endriny ny 13/06/2014 09:18
ora ( 12/06/2014 08:42)
TENA RARAKA
Mba mahafinaritra kosa ny nameloman'i Syril sy melky an'iny hira iny an, fa MISY SOSO-KEVITRA IHANY ty: mba tohizana amin'ny hira hafa ilay tantara dia jerena raha zakan'i Syril ndray i Stéphanie na ... tohiny
novalian'i ora ny 13/06/2014 09:50
ANDRIAMENA45 ( 10/06/2014 20:52)
MISY SARIVONGANA HAMIDY FARITRA AMPATSAKANA AMBADIKY CNAPS AMPEFILOHA TEL 0331982963 .
STATUE VIERGE MARIE A VENDRE A PARTIR 50.000ARIARY , STATUE SACRE COEUR JESUS A VENDRE A PARTIR 20.000ARIARY . SELON LEUR TAILLE .... tohiny
novalian'i toriteny ny 17/06/2014 07:24
ANDRIAMENA45 ( 10/06/2014 20:30)
MITADY OLONA AFAKA HANOME RA MANATONA HJRA , TEL 034 72 395 00 , 033 19 829 63 .
BONSOIR , MAHARARY ENY HOPITALY HJRA I ANDRIAMENA ANDRIAMAHANINA MARIE HELENE VICTOIRE FANJANIAINA , ARETINA ANEMIE , MILA AMPIDIRANA RA ANTSOY TEL 033 19 829 63 , 034 72 395 00 .... tohiny
bazylou ( 10/06/2014 14:11)
tsy mila
Vazaha sy ny forongony sy ireo mpisolelaka aminy rehetra i madagasikara sy ny malagasy.... tohiny
bor2lais ( 10/06/2014 12:13)
Misy mahafantatra ve ity ?
Mba tena gravy koa raha ny voalaza eto ity no marina a : ======= Tany moramanga 27 Mai 2014 - MATY ity zazavavy kely vao 6 taona rehefa narary mafy nefa tsy navelan'i ingahy milaza fa apostoly Marc T... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 23/06/2014 12:43
Maranatha ( 10/06/2014 11:52)
FIANGONANA: MPIANDRAIKI-DRAHARAHAN'I KRISRTY
[color=blue]“Ary Izaho milaza aminao koa: Hianao no Petera, ary ambonin’ity vatolampy ity no ha-oriko ny fiangonako; ary ny vavahadin’ny fiainan-tsihita tsy haharesy azy.” Matio 16: 18[/color]... tohiny
rabaradaka ( 09/06/2014 06:11)
Les bailleurs de fonds sont réticents
La rencontre entre le Gouvernement malgache et les bailleurs de fonds ami de Madagascar qui s'est tenu lieu la semaine dernière tournait en catastrophe, les ministres malgaches ne sont pas capables d... tohiny
chantrire ( 07/06/2014 14:36)
Service Nationale na SN
Miarahaba antsika rehetra mpamaky, Resaka fanaovana SN taloha e! Ohatra ny nisy naha tsara azy ihany ireny fanaovana SN taloha ireny an! Ho an' ny tanora rehetra afaka bac mantsy ny fanaovana azy it... tohiny
novalian'i ora ny 25/02/2016 12:01
vonynive ( 07/06/2014 07:57)
hetsika ho an'ny FANODINANA NY TSIKAFONKAFONA HO ASA TANANA
(sady tsy fety no tsy fihaonana fa fanomezam-pahalalana) ny minisiteran'ny ASA TANANA sy ny KOLONTSAINA dia hanao fampirantiana sy fanomezam-pahalalana mikasika ny FANODINANA NY TSIKAFONKAFONA HO ASA... tohiny
novalian'i vonynive ny 15/06/2014 08:28
endriny ( 07/06/2014 05:59)
Lalao fanorona amin'ny ordi
Dia gaga aho fa tsy nivoatra mihintsy ilay izy. Ary rehefa mitady ho resy ilay ordi dia mikatso ilay izy...ihihihih... tohiny
novalian'i solobindo ny 01/11/2014 15:05
rhaj0 ( 06/06/2014 18:16)
Fahafatesana sns... (Fijery Hafa)
Namorona ity lohahevitra ity aho, mifameno @ lohahevitra ilany io, fa... indraidray rahefa "araka ny baiboly" ny lohahevitra tianareo ifanakalozana, dia lasa H.S izay hafa mivoana, nefany mba te-hanit... tohiny
novalian'i endriny ny 17/06/2014 04:37
mamonjy1 ( 06/06/2014 16:54)
FAHAFATESANA SY NY FIAINAN-TSIHITA, NY AFOBE SY PARADISA.Inona ireo Raha baiboly no jerena??
Voninahitra Ho An'Andriamanitra,sy Jesosy Kristy ary ny Fanahy Masina. Efa hatraminy ela no nandinihan'olo ny soratra masina momba ireo lohahevitra 4 ireo. Kanefa,Tsy Mitovy Akory Ny Zavatra Lazain'o... tohiny
novalian'i mamonjy1 ny 12/06/2014 16:10
Maranatha ( 06/06/2014 05:40)
DRAFITRY NY FAMONJENA:MANOROTORO NY LOHAN'NY MENARANA
[color=red]“Dia ampifandrafesiko ianao sy ny vehivavy ary ny taranakao sy ny taranany: izy no hanorotoro ny lohanao, ary hianao kosa hanorotoro ny ombelahin-tongony” Genesisy 3: 15[/color] [color... tohiny
novalian'i Maranatha ny 10/06/2014 05:26
josiah ( 06/06/2014 01:01)
Hoatrany any an-danitra
Sao dia mba misy afaka manazava hoe hoatrany ahoana kay izany ohatrany any an-danitra izany rhf ilay manao firaisana iny, fa efa ela ihany izay nanaovako izay fa tsy nahatsiaro otrany any an-danitra i... tohiny
mamonjy1 ( 05/06/2014 20:00)
Ny fahafatesana Sy ny fiainan-tsita,Ary ny Afobe sy ny ..inona ireo ,Raha fiainana izao no jerena Araka ny Baiboly?..
HOAN' ANDRIAMANITRA ANIE NY LAZA SY NY DERA ARY NY VONINAHITRA MANDRAKIZAY. MIARAHABA ATSIKA REHETRA INDRAY NY TENAKO. Vaky saina isika matetika rehefa mandinika ny soratra masina,eny fa na dia manam... tohiny
novalian'i mamonjy1 ny 06/06/2014 16:58
endriny ( 05/06/2014 14:14)
Raha ny fijaliana no mahatonga any an-danitra dia ny Malagasy anisan'ny ho maro an'isa any
Toa fandatsana ny fahitako sy fandrenesako ny mpitondra fivavahana mitanisa ireo lazaina fa fahasambarana valo eo amin'ny mpino kristianina. Faly ery ny fiangonana isan-tokony maka sary ireo olona mi... tohiny
novalian'i endriny ny 11/06/2014 05:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4593