Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Josiah
(
21/06/2014 03:22)
Saucena nem
Sao dia mba misy afaka manome sauce nem ilay voanjo sy sakay iny , fa tena tsy tadidiko ny fanaovana azy si ireo ingredient ilaina.Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i josiah ny 27/06/2014 03:00
endriny
(
20/06/2014 13:46)
Ny baiboly ve: Tantaran'ny paikady politika nanafahana ny zanak'israely teo ambany ziogan'ny Farao tany Egipta
Raha misy milaza fa ny finoana dia tsy politika dia misy fahamaranina io araka ny famaritana ny teny finoana sy politika. Saingy ny finoana ihany koa dia natao handaminana ny fiarahamonina. Ka noho iz...
tohiny
novalian'i endriny ny 09/07/2014 18:12
rhaj0
(
20/06/2014 12:43)
Ny Kristiana na Finoana na A/tra "Tena Izy"
Miverimberina foana ity hoe "Tena Izy" ity, ary toa samy manono-tena ho "Tena Izy" na manana ny "Tena Izy" ny tsirairay.. izay midika fa ny hafa dia "Tsy Tena Izy", satria moa toa mifanipa-kevitra iha...
tohiny
novalian'i endriny ny 09/07/2014 18:14
ora
(
20/06/2014 11:39)
mikasika ireny fomba fametrahana ny sotro ireny rehefa avy mihinana
izao hono zany no dikan'ireny e
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/52585ab1743c521b962688024daed27e.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/52585ab1743c521b962688024daed27e.jpg[/...
tohiny
novalian'i nannie ny 21/06/2014 12:49
Maranatha
(
20/06/2014 06:02)
NY ADY HATAO SY NY FANDRESENA
[color=red]« Nanao tamin’ ny feo mahery hoe: matahora an’ Andriamanitra ka omeo voninahitra Izy, fa tonga ny andro fitsarany, ary miankohofa eo amin’ Izay nanao ny lanitra sy ny tany sy ny rano...
tohiny
Tefigasy
(
20/06/2014 05:30)
Ny fanitsian'Andriamanitra ny olony
Ny boky [color=green] 2.samoela.12:1-20 [/color] no hitondrako fizarana fohy ho anao indray anio, mikasika ny fanitsian'Andriamanitra, ny fananaran'Andriamanitra ny olony rehefa solafaka, nanana fahad...
tohiny
hery
(
20/06/2014 05:20)
Tsolotra goavana ao amin'ny Federation Malgache de Foot Ball ?
Salama indray,
Mamaky fotsiny dia mandinika an'ity email nifanaovan'i Ahmad tamin' i Najeeb Chirakal
[url=http://www.wikileaks-forum.com/fifa-files/629/fifa-files-doc-38-madagascar-ahmad-and-a-promi...
tohiny
novalian'i hery ny 14/01/2015 10:22
rhaj0
(
19/06/2014 19:24)
Tsy mi-sex rahefa mi-baolina
Avy [url=http://bleacherreport.com/articles/2102766-national-teams-instituting-sexual-conduct-rules-during-2014-world-cup?utm_source=cnn.com&utm_medium=referral&utm_campaign=cnn-sports-bin&hpt=hp_bn15...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 12/08/2014 14:41
vazivazo
(
19/06/2014 12:21)
voatsiperifery sy jirofo
Ary mba azo ampiasaina amin'ny sakafo ve ireny voatsiperifery ireny e? dia ny sakafo toa inona no azo asaiana azy ankoatran'ny sakay
Ary ny jirofo woa mba inona tokoa ny fampiasana azy matetika e, mi...
tohiny
novalian'i ora ny 03/07/2014 12:19
endriny
(
18/06/2014 18:59)
Ny mpanao baolina ve mivavaka?
Dia mivavaka amin'ny inona?
Fa ny sasany rehefa hiditra ny kianja dia toa ohatra ny manao marika tsy haihay izany? Sady tsy lakoroa no tsy fafy rano.....
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 10/07/2014 20:42
mamonjy1
(
18/06/2014 13:03)
An'isany MPAMINANY SANDOKA VE I SOEUR FABIOLA?? RAHA BAIBOLY NO JERENA?
Mankalaza ny Tompo be voninahitra aho.
Miarahaba isika rehetra.
MARO NY ZAVATEA HITA ETO @FIRENENA MALAGASY AN'ISANY ZANY NY FILAZANY RAMATOA FABIOLA ,ITY VAO GOAVANA ITY, MAHAKASIKA NY FILOHAM-P...
tohiny
novalian'i mamonjy1 ny 05/07/2014 20:16
sahia
(
18/06/2014 12:27)
sakafo maha BE SOKATRY
Maheno foan isika hoe ny papay , ny ravitoto, ny voanjo no sakafo maha be nono, fa mba inona KOSA ARY NY SAKAFO MAHA BE SOKATRY E? mety mba betsaka izao no mila izay toro hevitra izay any ho any an...
tohiny
novalian'i andrywui ny 24/06/2014 21:19
Maranatha
(
18/06/2014 10:25)
NY HAFATRY NY ANJELY VOALOHANY
[color=blue]« Ary hitako fa indro nisy anjely iray koa, nanidina teo afovoan’ ny lanitra, nanana ny filazantsara hotoriana amin’ izay monina ambonin’ ny tany sy amin’ ny firenena sy ny fokom-...
tohiny
rabaradaka
(
18/06/2014 10:19)
Jiolahim-bavy na dia hoe député aza
Izao fitafy jiolahim-bavy izao dia azo itarafana ny toetrany sy ny toe-tsainy. Izao no fondateur ny HVM ao Tsimbazaza. Mba tsy izy kosa izao pataloha rovitra izao na dia hoe la mode aza e ! Jiolahim-b...
tohiny
novalian'i bazylou ny 24/06/2014 08:16
rabaradaka
(
18/06/2014 09:46)
Tsy hanaiky ny vahoaka nifidy azy ireo
Hanaiky ve ireo vahoaka nifidy an'ireto député lasa HVM ireto ? Ny antony nifidianan'ny vahoaka azy ireo dia noho izy ireo "indépendant" nefa izao lasa HVM. Harefo tanteraka ny HVM amin'io zavatra ...
tohiny
novalian'i mangana ny 21/06/2014 08:48
rhaj0
(
17/06/2014 17:59)
DISO ny (mpandika) Baiboly
[url=http://www.biblegateway.com/passage/?search=1+Corinthians+7&version=NIV]1 Corinthians 7[/url] : "[i]I say this as a concession, not as a command[/i]."
concession synonyms: compromise, allowance, ...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 02/07/2014 12:37
rafangotsohana
(
17/06/2014 12:28)
tononkira "bibidia"
Miarahaba antsika rehetra eto!
Sao dia mba misy mahay hatr@ farany io hiran'ny Mélodie Jazz na Ramy Frank io? Hisaorana be dia be amin'ny valiny avy amintsika!...
tohiny
bazylou
(
17/06/2014 11:09)
amidy
Manomboka rahampitso amin izay hono ny karbira vokatra tao tsimiroro e.......
Asa raha mba ho tyonga any ampaosin nynmalagasy tsy vaky volo izany.........
tohiny
novalian'i bazylou ny 20/06/2014 11:32
rabaradaka
(
17/06/2014 07:02)
Mba aiza ny malagasy sahirana sy mafy ady e
Mba fantatrao malagasy mpamaky serasera ity moa fa an'i Mamy Ravatomanga sy Hajo Andrianainarivelo ireo lotissement vaovao eo ankadimbahoaka ?...
tohiny
novalian'i endriny ny 20/06/2014 04:33
rabaradaka
(
17/06/2014 06:58)
Tanteraho izay nolazain'ny vava
Tsotra kely ny mandray fahefana fa rehefa ao anaty fahefana dia tsy hay izay atao ary tena mamitaka ny vahoaka. Tanteraho izay nolazain'ny vava, ohatra roa fotsiny :
- ampodio Monsieur Ravalomanana al...
tohiny
novalian'i mangana ny 21/06/2014 10:34
