Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Maranatha
(
04/07/2014 06:11)
NY ANDRO FANAVOTANA ANKEHITRINY
[color=red]« Ary amin’ ny andro fahafolo amin’ izany volana fahafito izany (dia ny andro fanavotana) hisy fivoriana masina ho anareo ; ary hampahory ny tenanareo ianareo ka hanatitra fanatitra at...
tohiny
novalian'i Maranatha ny 09/07/2014 05:45
rabaradaka
(
03/07/2014 16:59)
Mampanahy ny ho fatezan'ity Repoblika faha-IV ity
Ilay affaire des 360 fusilles de chasse et 4417 munitions saisies au port de Toamasina le 22 mai dernier dia hidiran'ireo olobe avy any Tuléar ary tarihin'i Général Camille VITAL. Raha ny vaovao he...
tohiny
novalian'i ZAKAIOSY ny 06/07/2014 20:13
RUZ9
(
03/07/2014 08:39)
FAHAMENDREHANA AVY ANY VATICAN ?????????
Mahay mampianatra fahamendrehana ny filoha rehefa avy any Israel sy nitsidika tany Vatican.
Alohan'ny hitenenanao fahamendrehana nefa aloha, dia mba lazao, aiza ho aiza ao @ isambato marina nifidiana...
tohiny
RUZ9
(
03/07/2014 08:38)
Mahay mampianatra fahamendrehana ny filoha rehefa ...
Mahay mampianatra fahamendrehana ny filoha rehefa avy any Israel sy nitsidika tany Vatican.
Alohan'ny hitenenanao fahamendrehana nefa aloha, dia mba lazao, aiza ho aiza ao @ isambato marina nifidiana...
tohiny
mpisotrtoaka
(
02/07/2014 12:48)
Logiciel
Mety mba misy manana lien na logiciel afaka ampiasaina hijerena teny gasy ranoray miaraka am famaritana v ato ô ! Na site filtrée fotsiny aza !...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 03/07/2014 08:11
mpisotrtoaka
(
02/07/2014 12:40)
SOS
Vonjeo za fa mitady namana vehivavy na lehibe na mbola tanora ! hihihi...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 24/07/2014 10:55
matiana
(
02/07/2014 12:28)
saratiana
slt dhl,za r 'reto mba mila evitra :nisarabady nefa 2 anaka,efa ela lno niarahan le sipa sy ny vadiko fa nandefitra fôna a no reto zanako d nitsotra tamin oe jereo reto zaza reto fa mila andrainy,nef...
tohiny
novalian'i sahia ny 12/07/2014 11:13
Charoumeni
(
02/07/2014 10:06)
resaka forum
Bjr daholo
Ho anareo mahay info sy technologie vao2. Raha manoratra @ ireny forum ireny v aho (avahako manokana ity serasera ity) fa le forum @ site vazaha no tiako resahina dia fantany v oe avy aty ...
tohiny
novalian'i sitlo ny 18/08/2014 16:26
Charoumeni
(
02/07/2014 10:06)
resaka forum
Bjr daholo
Ho anareo mahay info sy technologie vao2. Raha manoratra @ ireny forum ireny v aho (avahako manokana ity serasera ity) fa le forum @ site vazaha no tiako resahina dia fantany v oe avy aty ...
tohiny
Maranatha
(
02/07/2014 06:09)
NY FAHATONGAVAN'NY ANJELY FAHATELO
[color=blue]« Ary nisy iray koa dia anjely fahatelo nanaraka ireny ka nanao tamin’ ny feo mahery hoe : raha misy miankohoka eo anoloan’ ny bibidia sy ny sariny ka mandray ny marika eo amin’ ny ...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 04/07/2014 16:18
Tefigasy
(
01/07/2014 05:40)
Ho lasa paradisa ve ny tany ?
Nisy filazana manjo tamin'ny gazety midi-madagasikara ny 14 jona teo afaka jerenao ato:
http://www.midi-madagasikara.mg/necrologie/2014/06/14/necrologie-du-14-juin-2014/
Ny tiako tsindriana ao anat...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 07/07/2014 15:06
mpisotrtoaka
(
30/06/2014 10:22)
FANGATAHANA AMIN'NY ADMIN
MBA ASIO BILAGY GASY S TANTARA ARY SOMBITATARA GASY RE ATO RAHA AZO ATAO MBA HANALANA AZY A !...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 14/07/2014 08:55
mpisotrtoaka
(
30/06/2014 09:52)
SARIMIHETSIKA RAITRA
AHOANA NY FAHITANAREO ILAY HORONANTSARY "MALAGASY MANKANY" AN'I HAMY RATOVO ?...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 24/07/2014 10:59
mpisotrtoaka
(
30/06/2014 09:51)
HIRAGASY
SAO MBA MISY MAHAFANTATRA NY MPIHIRA GASY RAINITELO ATO !?...
tohiny
novalian'i endriny ny 01/09/2014 04:08
mimi
(
30/06/2014 08:40)
hena baolina sinoa
sao dia mba misy afaka hanome ahy ny fomba fanamboarana henabaolina sinoa ireny ilay ohatrany hataony amin'ny rano fa tsy ilay endasina, eny e fa tsy maninona koa raha somary endasina kely dia misaotr...
tohiny
novalian'i bichette ny 10/06/2015 15:26
naivokely7
(
30/06/2014 07:54)
Ny antsoina hoe Finoana
Ny finoana
Miverina in-244 ao anaty Baiboly ny teny hoe finoana. Maro ihany koa no mametra-panontaniana ny amin’ny antsoina hoe “ finoana”. Ara-tsoratra Masina ny antsoina hoe “finoana” dia:...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/07/2014 18:04
mangana
(
28/06/2014 12:00)
Henjana fa maty
Fa maninona no maty rehefa ampidirina nefa henjana be izy alohan'ny hiditra iny ? Malemy ho azy razoky rehefa hatsofoka nefa ange ka tena henjana be sady miridiridy be mihitsy e !...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 12/08/2014 14:42
mangana
(
28/06/2014 11:21)
Mikononkonana zavatra i Hery Rajaonarimampianina sy ny Vatican
Fa dia inona loatra no any Vatican no toa dodona be ery izato filoham-pirenena voafidim-bahoaka sady mamy hoditra no tena tian'ny vahoaka malagasy ?
Sa ve hanome vola be an'i Madagasikara ny Vatican ...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 03/07/2014 17:02
ANDRIAMENA45
(
28/06/2014 09:41)
Mila asiana jiro sy rano JIRAMA Toerana Sohindrana Ambondrona Andoharanomaitso Fianaratsoa 2 Haute Matsiatra
Mila asina jiro sy rano JIRAMA efa misy mampiasa telephone sady reseaux telephonique toerana ireo anefa mbola tsy misy jiro sy rano JIRAMA anefa....
tohiny
ZAKAIOSY
(
28/06/2014 01:12)
Tovovavy 200 mahery nalaina an-keriny ary tsy hita hatramin'izao tany NIGERIA
Diso fanantenana tanteraka aho t@ lalao nataon'ny NIGERIA voalohany t@ fiadiana ny amboara eran-tany @ baolina kitra tany Bresil, nanantena hahita sora-baventy teny @mpanohana ny NIGERIA sy en...
tohiny
