FANGATAHANA AMIN'NY ADMIN

1. mpisotrtoaka ( 30/06/2014 10:22)
MBA ASIO BILAGY GASY S TANTARA ARY SOMBITATARA GASY RE ATO RAHA AZO ATAO MBA HANALANA AZY A !
2. sahia ( 03/07/2014 04:23)
efa misy lohahevitra momba ireo ary an: jereo Hatsikana sy Lalao, Antson'ny Fo, Artista sy Hira, Eritreritra mandalo, nefa tsy manakana anilay "mpisotrtoaka" tsy hamboraka izay avy any aminy koa e, aborahy eto iaraha-mamaky e
3. mpisotrtoaka ( 03/07/2014 10:05)
Mazava aki sahia fa ao amle hatsikana sy lalao miits no tiako lazaina hoe tokony samy mametraka d blagy tsara sy mahafinaritra na Tantara feno sy sombitantara miits a ! Toy ny tononkalo e !
4. sahia ( 05/07/2014 04:17)
oadray, fa ahoana kou ty manao "akia" amina bandy ty r mpsotrtoaka an! aiza ary enw zany, sao d pelaka nareo leaza
5. mpisotrtoaka ( 07/07/2014 08:02)
Ka angah hita tsony moa ze bandy ry sipa ato e ! Ts olana io fa ny resaka mitohy no important e ! Sa ahoana ?
6. sahia ( 10/07/2014 07:17)
ts koi f met oe dizina kou nareo tamnin e
7. mpisotrtoaka ( 14/07/2014 08:55)
Tsa angay rĂ´ mora mamo fa ny toaka no mahery !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2165