Liste des messages

Liste des messages, inserés par mangana, par ordre de date
mangana ( 28/06/2014 12:00)
Henjana fa maty
Fa maninona no maty rehefa ampidirina nefa henjana be izy alohan'ny hiditra iny ? Malemy ho azy razoky rehefa hatsofoka nefa ange ka tena henjana be sady miridiridy be mihitsy e !... suite
répondu par rabaradaka le 12/08/2014 14:42
mangana ( 28/06/2014 11:21)
Mikononkonana zavatra i Hery Rajaonarimampianina sy ny Vatican
Fa dia inona loatra no any Vatican no toa dodona be ery izato filoham-pirenena voafidim-bahoaka sady mamy hoditra no tena tian'ny vahoaka malagasy ? Sa ve hanome vola be an'i Madagasikara ny Vatican ... suite
répondu par rabaradaka le 03/07/2014 17:02
mangana ( 21/06/2014 09:24)
Fa inona loatra ity loza manjo ny ao Tsimbazaza e, nahodin'ny Filoha sy Siteny ny vola be, jerena fotsiny ve izany ?
Raha mbola tsy tonga saina amin'izao ny Filoha hajaina mamim-bahoaka sady tian'izao tontolo izao Hery Rajaonarimampianina dia ny vahoaka no hanala azy tsy ho ela : http://www.madagate.com/politique-ma... suite
répondu par mangana le 21/06/2014 09:28
mangana ( 21/06/2014 09:00)
Ireo ministre azo antoka fa mety hitondra fahombiazana
Ireto ireo ministre azo antoka fa mbola hilain'ny firenena tokoa satria sady olom-baovao fa tsy ireo efa tsy tian'ny Communauté internationale na ny mahita azy aza. Tena vitsy izy ireto : - Rivo Rak... suite
répondu par mpisotrtoaka le 10/02/2015 07:21
mangana ( 21/06/2014 08:39)
Zay vao vita ny momba an'i Ahmad, veloma ry FIFA sy FMF
Tratra indray i AHMAD sy ny FIFA ary tena ratsy fitontona mihitsy ilay vaovao. Tsy mahatanty tsikera i Ahmad nefa dia izay no zava-misy, dia mbola sahy handainga sy hilaza hoe diso indray ve iny resak... suite
répondu par mangana le 21/06/2014 10:04
mangana ( 21/06/2014 08:26)
Serasera sy facebook, tena tsara
misaotra ano M. Hery fa azon'ny rehetra vakiana ao anaty facebook ny seraserantsika eto, tena hevitra tsara sy mety. Aoka mba hampiseho fahamendrehana kosa izay manoratra ka tsy hilaza vaovao tsy mari... suite
répondu par rabaradaka le 01/08/2014 10:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0068