Ireo ministre azo antoka fa mety hitondra fahombiazana

1. mangana ( 21/06/2014 09:00)
Ireto ireo ministre azo antoka fa mbola hilain'ny firenena tokoa satria sady olom-baovao fa tsy ireo efa tsy tian'ny Communauté internationale na ny mahita azy aza.
Tena vitsy izy ireto :

- Rivo Rakotovao, Ministre d’Etat chargé des Infrastructures, de l’Equipement et de l’Aménagement du Territoire
- Madame RAZAFITRIMO Arisoa Lala, Ministre des affaires etrangères
- Ministre des Finances et du Budget, Monsieur RAZAFINDRAVONONA Jean
- Ministre de l’Intérieur et de la Décentralisation, Monsieur MAHAFALY Solonandrasana Olivier
- Ministre de la Sécurité Publique, Contrôleur Général de Police RANDIMBISOA Blaise Richard.

Izay tsy ao dia tsy ilain'ny firenena mihitsy. Ilay voalohany iry aza mampisalasala saingy olom-baovao izy dia azo ekena ihany
2. endriny ( 21/06/2014 09:29)
Tsy matoky saka aho fa trondro ny laoka... Raha tsy hoe dadatoanay angaha...
3. bazylou ( 24/06/2014 08:09)
Tsy misy ary tsy mamely ireo minisiytra ireo.

Beurrkk
4. mpisotrtoaka ( 10/02/2015 07:21)
Marina ny anao endriny !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1549