Ireto ireo ministre azo antoka fa mbola hilain'ny firenena tokoa satria sady olom-baovao fa tsy ireo efa tsy tian'ny Communauté internationale na ny mahita azy aza.
Tena vitsy izy ireto :
- Rivo Rakotovao, Ministre d’Etat chargé des Infrastructures, de l’Equipement et de l’Aménagement du Territoire
- Madame RAZAFITRIMO Arisoa Lala, Ministre des affaires etrangères
- Ministre des Finances et du Budget, Monsieur RAZAFINDRAVONONA Jean
- Ministre de l’Intérieur et de la Décentralisation, Monsieur MAHAFALY Solonandrasana Olivier
- Ministre de la Sécurité Publique, Contrôleur Général de Police RANDIMBISOA Blaise Richard.
Izay tsy ao dia tsy ilain'ny firenena mihitsy. Ilay voalohany iry aza mampisalasala saingy olom-baovao izy dia azo ekena ihany