Fa inona loatra ity loza manjo ny ao Tsimbazaza e, nahodin'ny Filoha sy Siteny ny vola be, jerena fotsiny ve izany ?

1. mangana ( 21/06/2014 09:24)
Raha mbola tsy tonga saina amin'izao ny Filoha hajaina mamim-bahoaka sady tian'izao tontolo izao Hery Rajaonarimampianina dia ny vahoaka no hanala azy tsy ho ela :
http://www.madagate.com/politique-madagascar/dossier/4196-madagascar-scandale-financier-l-vaovao-r-inoui-a-lassemblee.html
novalian'i mangana ny 21/06/2014 09:28
2. mangana ( 21/06/2014 09:28)
Io Andriamatoa Jean Max avy nahazo ilay vola be nozarain'izy sy Siteny ! Izany sahady ve ry HVM nefa vao tsy ela ange nareo no teo e ! Mba ratsy toetra kosa nareo HVM e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4612