Zay vao vita ny momba an'i Ahmad, veloma ry FIFA sy FMF

1. mangana ( 21/06/2014 08:39)
Tratra indray i AHMAD sy ny FIFA ary tena ratsy fitontona mihitsy ilay vaovao. Tsy mahatanty tsikera i Ahmad nefa dia izay no zava-misy, dia mbola sahy handainga sy hilaza hoe diso indray ve iny resaka 100000 US dollar iny ? Ny hanjo azy aloha dia tsy maintsy ho faizin'ny FIFA izy ary eto vao vita hatreo ny momba azy amin'ny FIFA. Fa raha izao no mbola tazonin'i Hery Rajaonarimampianina ho Ministre de la PĂȘche ity Ahmad ity dia manahy aho fa ny vahoaka mihitsy no hanala azy fa manala baraka ny malagasy, hay kay moa komorianina lery ! azafady ry Ahmad be lela a !
novalian'i mangana ny 21/06/2014 10:04
2. endriny ( 21/06/2014 09:28)
Mety ho samborin'ny governemanta Malagasy koa izao ny FIFA dia gadrainy fa hoe manalabaraka ny minisitra malagasy a. Ohatran'ny hoe Zakariasy gadraina fa manlabaraka an'i Ravatomanga amin'ny afera bois de rose dia gadraina... Ahahahahaha

Ahmad ve hiala eo. Izy aza mifampizara sasaka amin'i Hery Rajaonarimampianina amin'ny afera jono 1.000.000 $/mois pot de vin.
3. mangana ( 21/06/2014 10:04)
izao sahady ve ry HVM a ? Dia miareto eo ianao ragasy fa lasan'ny komoriana ny harenao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2704