saratiana

1. matiana ( 02/07/2014 12:28)
slt dhl,za r 'reto mba mila evitra :nisarabady nefa 2 anaka,efa ela lno niarahan le sipa sy ny vadiko fa nandefitra fôna a no reto zanako d nitsotra tamin oe jereo reto zaza reto fa mila andrainy,nefa d vômaika nataony ze nisaraanay d nipetraka any amiko le vadiko,nefa za tsy miasa le ralelahy ko afak'asa no io vevavy io iany,mo v tena tiny io ralelahy io (jombilo,2 anaka) sa ??,efa nisy iany ady2 nay sy le sipa io na face2 na par fôn.tsy itako fa tena marary........
novalian'i sahia ny 12/07/2014 11:13
2. 5laody ( 04/07/2014 10:54)

matiana:

jombilo

miala tsiny raha manontany hoe inona ny dikan'io.
3. chantrire ( 12/07/2014 07:38)

Efa nisara-bady ara-dalana ve ianao? Raha efa nisara-bady ara- dalana mantsy dia malalaka tsara ny safidiny ralehilahy hipetraka any am ravehivavy sipany. Marina fa efa 2 anaka ianareo ary tena mafy sy mangidy izany nilaozana izany fa ankino amin' Andriamanitra ny fiainanao sy ny zanakao fa indray andro ho any izy mbola mety hiverina amianao ihany. Aza atao intsony ny miady amin' ilay sipany fa vao maika mankarary ny fonao izany. Mahereza e!
4. sahia ( 12/07/2014 11:13)

vômaika nataony ze nisaraanay d nipetraka any amiko le vadiko,nefa za tsy miasa le ralelahy ko afak'asa no io vevavy io iany,-----.tsy itako fa tena marary........
[/quote]

Tena tsy mazava mints lay resahanao amin ireo notsongaiko ireo an, sarotra lay manolo-kevitr amzao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7933