Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rabaradaka ( 23/07/2014 08:50)
Ratsy vava ny Mpitondra ary hanody azy izany
"Ça servira de leçons à tous les Journalistes", dixit Henry Rabary Njaka SGP de la Présidence. Ratsy vava mihitsy ity Bary-Njaka ity. Sao lahy ka ny Fitondran'Atoa Filoha mamim-bahoaka sady voafid... tohiny
novalian'i 5laody ny 23/07/2014 09:46
rabaradaka ( 23/07/2014 04:43)
Razoarimihaja Solofonantenaina : fa taiza no izao vao taitra e
Tena tsy mahay miaina ity Razoarimihaja Solofonantenaina ity. Io rangahy io no nitsoaka voalohany sy nanipy gant tamin'ny 2009 raha vantany vao rava ny fitondrana TIM. Dia izao izy indry no mitomamy ... tohiny
rabaradaka ( 23/07/2014 04:25)
Toa mbola manao propagandy ny Filoha mamim-bahoaka sy voafidim-bahoaka Hery
Raha mihaino ny kabarin'Andriamatoa Filoha hajaina mamim-bahoaka sy vofidim-bahoaka Hery Rajanoarimampianina dia toa mbola kabary fanaovana propagandy no heno na ny ambiansy aza tena mbola ambiansy pr... tohiny
rabaradaka ( 23/07/2014 04:16)
Fitaovana famoretana ny BIANCO
Tena lasa fitaovana politika ny BIANCO sy ny SAMIFIN. Maninona raha foana ireo ? Na avelao izy hahaleo tena... tohiny
hery ( 21/07/2014 07:51)
Bois de rose: miaiky fa voafandrika
Namaky lahatsoratra iray tao amin'ny Tribune aho vao tonga saina hoe toa voafitapitaky ny foza marina ka aleo zaraina aminareo ihany. Ilay lahatsoratra dia milaza hoe fika be fotsiny iny resaka hoe b... tohiny
vonynive ( 20/07/2014 12:31)
FIHAONAN'NY MPANKAFY TONONKALO FARIBOLANA SANDRATRA
Antsantononkalo "ZARAFANAHY", alarobia 23 jolay amin'ny 3 ao amin'ny CGM Analakely, anasan'ny Faribolana Sandratra poetan'ny ankehitriny toa an'i Aina Miolampandry, Raf Hon, Nirivelo, Serge Rodin, N... tohiny
novalian'i ora ny 15/01/2016 08:55
mimi ( 19/07/2014 08:29)
mitady toerana fianarana manotra eto tana
Izaho izany ry zareo mba te hianatra manotra somary be tanana aho dia tiako koa raha mahay manotra dia misaotra aminy valiteny e!... tohiny
novalian'i mimi ny 24/07/2014 06:33
rabaradaka ( 18/07/2014 13:38)
Hippoaka ihany ange izy ity e
rAHA ny marina dia zero budgeting ny Etat malgache, tena tsisy vola azo ampiasaina fa miandry ny Loi de finance rectificative. Mahagaga anefa fa manofa avion ny directeur de cabinet, ny SG mandeha man... tohiny
Maranatha ( 18/07/2014 10:24)
IREO 144 000 - TOLONA MBA HIAROVANA NY LALAN'I RAY TSITOHA
[color=blue]“Ary nahita aho, fa indro toa ranomasina fitaratra miharo afo, ary izay naharesy ka afaka tamin’ ny bibidia sy ny sariny ary ny isan’ ny anarany dia nitsangana teo amoron’ ny ranom... tohiny
novalian'i Maranatha ny 28/07/2014 06:59
hery ( 18/07/2014 09:51)
Valan-dresaka Fanabeazana Olom-pirenena Vanona
Sao dia tokony handeha amin'itony ianareo mpiresaka politika eto: ---------- Ezaka Fifanavaozana Kristiana (EFIKRI) Ny Filohan’ny Ekipa sy ny Mpikambana dia faly manasa anareo ho tonga handray anja... tohiny
mpisotrtoaka ( 18/07/2014 07:11)
DADA MODY NOSOLOINA "V" NY "M"
TSY NOSOLOINA V INTSONY ETO NY M FA AHOANA FAHITANAREO MALAGASY ANLE HOE NISY NI-PIRATER HONO NY MAIL OFFICIEL AN'NY MINISTERAN'NY ATITANY HANY KA NANDEFA ILAY FANAMBARANA TAMIN'NY FAHITALAVITRA REHET... tohiny
josiah ( 17/07/2014 21:51)
Mipetraka aty an-dafy
Hono ho aho rhf hoe mipetraka aty an-dafy ve dia manam-bola na manakarena ny dikanizay, dia rhf manazava anilay fiainana aty an-dafy ianao hoe tsy hotazana tahaka ny ravikazo anie ny vola any fa mila ... tohiny
novalian'i bazylou ny 28/03/2015 11:47
Maranatha ( 15/07/2014 12:26)
NY TOMBO-KASEN'ILAY ANDRIAMANITRA VELONA
[color=blue]“Ary hoy Jehovah taminy : Mandehana mamaky ny tanàna, dia Jerosalema, ka asio marika ny andrin’ ny olona izay misento sy mitaraina noho ny fahavetavetana rehetra atao aminy.” Ezekie... tohiny
novalian'i endriny ny 04/08/2014 06:57
Noue ( 15/07/2014 10:21)
Tandremo ! tandremo !
>>>> Tandremo mihinana ireny masikita hitanareo ho entina eny andalana ireny fa aliaka avokoa izy ireny.. Tetsy amin'ny parking ambatonakanga ity sary ity.. Olona maromaro mamoly aliaka ary mite... tohiny
novalian'i andrywui ny 26/07/2014 23:16
rhaj0 ( 14/07/2014 18:30)
Cafetaria Christianity
[i]"Cafeteria Christianity" is a derogatory term used by some Christians, and others, to accuse other Christian individuals or denominations of selecting which Christian doctrines they will follow, an... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 23/07/2014 18:38
endriny ( 14/07/2014 16:49)
Andeha hatory (2) satria aho MINO fa ny alina mitondra fisainana
Ny nofy mamy no fahombiazan'ny maraina vao hitsimoka... tohiny
novalian'i endriny ny 26/07/2014 04:38
mpisotrtoaka ( 14/07/2014 12:59)
VOAY TAO ANOSY
MBA MIS AFAKA MITANTARA NY ANTONY NANAOVANA IO ANJELY EO ANOSY IO VE ? NA MBA MANOME SARIN'NY FARIHY FAHINY FONY TSIS ANJELY !?... tohiny
mpisotrtoaka ( 14/07/2014 11:46)
ARCHIVE NA PATRIMOINE NATIONALE
ISIKA MALAGASY VE MBA MAHAFANTATRA FA PATRIMOINE HO ANTSIKA IRENY ILAY TANTARA RADIOPHONIQUE TAM RNM TALOHA IRENY !? AIZA IZY IRENY ANKEHITRINY !? SA EFA VARIANA AM SERIE VAHINY D NY AN'NY TENA NO ATA... tohiny
mpisotrtoaka ( 14/07/2014 10:31)
ZAZA MIPIPY AM-PANDRIANA
Sao d mba mis namana afaka manoro hevitra mahomby amin'ny zaza mipipy am-pandriana ! Na antony mahatonga izany !?... tohiny
ZEMJOS ( 14/07/2014 07:47)
Azo atao Microcred ve ny Fiangonana Katolika? Ny aty amin'ny Paroasinay izao efa misy manao Micrcred ny Fiangonana, dia ny Pretra manaiky soamantsara!!!
Tsy eken'ny soridalam-pitantanan'ny Diosezy ny fampindramam-bola ataon'ny Fiangonana izany. Diosezin'ny Toamasina.... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 14/07/2014 14:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4343