Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mpisotrtoaka ( 06/08/2014 12:18)
PLASMOPHILIE
Salama daholo ny namana rehetra ! Mis olona akaiky ahy voan'izany plasmophilie izany ! Inona kay izany d inona no mahatonga azy ar aretina ohatran'ny ahoana !? Mety mis fiantraikany bdb am atidoha sy ... tohiny
rabaradaka ( 05/08/2014 08:12)
Fa iza tokoa moa ity RABARADAKA ity e ?
Be dia be ianareo no manontany sy mandefa hafatra hoe fa iza tokoa ity rabaradaka ity ? Ho valiako izany anio. Betsaka no nieritreritra fa olon'ny mpanohitra aho nandritra ny fitondrana TIM nentin'Ato... tohiny
bor2lais ( 05/08/2014 06:05)
Vaovao FM-FOI
Ahatsiarovako namana iray teto antsoina hoe "christian777" ity vaovao momba ny Fiangonany ity. ******** Source L'express Inculpé pour diffamation, escroquerie et tortures morales, le pasteur Benjamin... tohiny
novalian'i bor2lais ny 20/08/2014 09:02
Maranatha ( 04/08/2014 10:05)
ISA ARA-TANDINDONA SA ARA-BAKITENY NY 144 000 ???
[Color=blue]“Ary nahare ny isan’ izay voahisy tombo-kase aho : efatra arivo amby efatra alina amby iray hetsy no voaisy tombo-kase avy tamin’ ny firenen’ ny zanak’ Isiraely rehetra.” Apoka... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/08/2014 15:44
voromailala ( 04/08/2014 08:45)
Fitoriana fitiavana Evanzelika
Salama daholo Inty misy firotriana fitiavana Evanzelika, zaraiko aminareo: [quote] Garçon : as-tu un petit ami? Fille : Non. Je ne veux pas avoir un petit ami. Garçon : Genèse 2:18 Et l’Éternel... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 06/08/2014 19:40
rabaradaka ( 04/08/2014 08:27)
Tsy ho tafody mihitsy i Ravalo raha mbola ireo ekipany ireo no antenainy
In'enina angamba i rabaradaka no niresaka an'ity fa averiko eto indray. Fotoana tokony hakan'ny mouvance Ravalomanana hevitra izao, na hijanona ao amin'ny fitondrana satria tsara ny seza sy ny voninah... tohiny
rabaradaka ( 04/08/2014 05:59)
Hafahafa ity fitondrana ity
Mba hafahafa mihitsy ity fitondrana ity : rehefa karana (SOCOTA Antsirabe) na vazaha no manasa an'ingahy KOLO Roger dia tsy mahatan-damba mihitsy ny naoa lahy. Tena mahamenatra ange izany e, tena hita... tohiny
novalian'i andrywui ny 07/08/2014 20:05
hery ( 02/08/2014 21:10)
Nohatsaraina kely ilay lalao anarana
Ho anareo (be dia be) izay milalao ao amin'ilay http://lalao.serasera.org/anarana dia nohatsaraina kely ilay izy mba hitondra fahalalàna teny malagasy ihany koa. Manomboka izao ary, ny teny tsirairay... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/08/2014 17:14
ANDRIAMENA45 ( 02/08/2014 20:57)
IZA MPANAKANTO TENA AKAFIZINY VAHOAKA MALAGASY?
LAZAO ATO IREO MPANAKANTO TENA AKAFIZINY MALAGASY SY VAZAHA ... tohiny
novalian'i sahia ny 14/08/2014 09:31
ANDRIAMENA45 ( 02/08/2014 20:54)
AHOANA FOMBA FIKATINA SIPA AHOANA FOMBA FIRESAHANA TOVOVAVY?
MBA LAZAO NY FOMBA FIKATINA SIPA RY ZALAHY ... tohiny
novalian'i weeb ny 12/07/2016 08:20
ANDRIAMENA45 ( 02/08/2014 20:49)
AHOANA FAHITANAREO IREO METIS IRENY JEREO AO FACEBOOK ANDRIAMENA ANDRIAMAHANINA CHRISTIAN NANTENAINA METIS KARANA GASY
MBA LAZAO SOSOKEVITRAREO MANOLOANA METIS KARANA MALAGASY IRENY ... tohiny
ANDRIAMENA45 ( 02/08/2014 20:43)
AHOANA VAHOLANA IREO TOVOVAVY MITERAKA TSY MANAMBADY?
MBA LAZAO ENTO HEVITRAO INONA VAHOLANA... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 13/04/2015 17:43
ANDRIAMENA45 ( 02/08/2014 20:38)
BETSAKA TOVOLAHY LASA MANAO MOMPERA MARO IREO ANDALAMPIOFANANA MILA AMPAHERINA IREO TOVOLAHY IZAY MANAMPANIRINA
TSARA RAHA ENTINA AMBAVAKA IREO TOVOLAHY ANDALAMPIOFANANA HO PRETRA MILA AMPAHEREZINA IZAY MANAMPANIRIANA HO PRETRA... tohiny
novalian'i endriny ny 04/08/2014 06:55
ANDRIAMENA45 ( 02/08/2014 20:32)
HOPITALY BEFELATANANA AMBONY SERVICE PNEUMOLOGIE MILA FANABOARANA APPAREIL EFR TSY APPAREIL NEBULISATEUR SY OXYGENE
TSY AMPY EFITRANO . MILA AMBORINA LAVABO AO CHAMBRE MALADE PRISE TSY AMPY BETSAKA TSY AMPY ; KIDORO MILA SOLOINA ECT... tohiny
novalian'i sahia ny 14/08/2014 09:39
andrywui ( 02/08/2014 18:17)
cybercriminalité.... (?)
Ssssh zavatra tsotra kely ny miala amnio e .innn fa tsy ity IP IP ty no hanarahany olona eo huhuhu ...donc mila miantso ani hery alou ianarana ny fomba fi caché na ny IP na PC fa tadiaviny amnio ze ... tohiny
novalian'i andrywui ny 07/08/2014 20:02
josiah ( 01/08/2014 22:35)
Fohy zavatra
Miaraka aminy lehilahy fohy zavatra woa tena tsisy tsirony mihitsy fa mangitikitika fotsiny, sao dia mba misy manana torohevitra hoe inona no tokony atao mba hampilay anle firaisana, ilay lehilahy tsy... tohiny
rhaj0 ( 01/08/2014 21:04)
Hatsikana
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=Z0Sz8BpV8Mw[/youtube]... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 05/08/2014 14:24
rabaradaka ( 01/08/2014 06:06)
Tsy mba menatra amin'ny fahafaham-baraka ny fitondrana ankehitriny
Saika tsy navelan'ny amerikana nandeha ho any aminy raha tsy navotsotra ny mpanao gazety ary nomena ny passeport an'ingahy Ravalomanana. Baraka tsisy ohatra an'ity leretsy a... tohiny
Maranatha ( 31/07/2014 11:30)
ILAY FITSANGANANA AMIN'NY MATY VOATENDRY MANOKANA
[color=blue]“…Sambatra ny maty dia izay maty ao amin’ ny Tompo hatramin’ izao. Eny, hoy ny Fanahy fa hitsahatra amin’ izay nisasarany izy fa ny asany manaraka azy.” Apok. 14 : 13[/color] [... tohiny
vonynive ( 31/07/2014 05:40)
GADRA VE NY FANAMBADIANA
miarahaba ny mpisera Maro no milaza fa lasa toy ny olona gadra izy ao anatin'ny fanambadiana, ao ny voagadra : voagadran'ny fitiavana hono, ao koa ny nanagadra tena ... tohiny
novalian'i Radavison ny 08/09/2015 08:08
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4077