Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
shannie
(
21/08/2014 16:46)
fiainam-pitiavana
Ny tsy mbola manambady tia hanambady, ny efa manambady tia iala @ vadiny ny sasany, fa maninona? aôna ny hevitrao?...
tohiny
novalian'i tiris8786 ny 30/04/2015 16:43
fali
(
21/08/2014 08:06)
vacance foulpoint
mba te handeha ho any foulpoint re ry zareo a ! efa tena feno daholo ny hotel satria ao anatin'ny vacance tanteraka, fa mba te hanontany hoe sao de mba misy mahalala olona mampanof trano (olon-tsotra)...
tohiny
novalian'i lerastah ny 21/08/2014 16:55
fali
(
21/08/2014 08:00)
Foulpoint
Mba te handeh ho any foulpoint e ! nefa izao tena ao anatin'ny vacance tanteraka mety efa feno zao ny hotel, sao de mba misy mahalala olona tsotra mampanofa trano any ? misaotra @ valin-teny rehetra. ...
tohiny
Maranatha
(
21/08/2014 05:22)
NY FITSARANA FAMOTOPOTORANA
[color=blue]« Ny asan’ny olona tsirairay dia mandalo eo anatrehan’ i Tsitoha sady voasoratra na mahatoky na tsy mahatoky. Eo anoloan’ny anarana tsirairay eo amin’ny bokin’ny lanitra dia voa...
tohiny
novalian'i endriny ny 26/08/2014 06:16
vonynive
(
20/08/2014 08:17)
EBOLA
miarahaba ny mpisera
aiza ho aiza isika eto Madagasikara amin'ny fandraisana fepetra amin 'ny aretina EBOLA ,...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 20/11/2014 11:09
rabaradaka
(
20/08/2014 07:54)
lahatsoratra nindramiko ity : nofinofy hono e
Mahaliana ahy ny zavatra nosoratan'ity vazaha ity dia mba nindrana azy ho ataoko kopikole eto :
J’ai fait un rêve que Madagascar était le pays le plus développé de toute l’Afrique. J’ai fait...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 28/08/2014 08:53
rabaradaka
(
19/08/2014 15:31)
Ebola, mampanahy tanteraka
Ebola sy Madagasikara, tantara mitohy io ary tsy ho voafehin'ny Fitondran'i Hery sy Kolo. ...
tohiny
RaChantal
(
19/08/2014 07:18)
Inona no tsiambaratelon'ny Vavolombelon'i Jehovah rehefa mampianatra any antranon'olona?
Fantaro ato ny mombamomba ny fampianarana Baiboly ataonay
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=OMFHhSoD-98&feature=youtu.be[/youtube]...
tohiny
novalian'i roberalimanana1 ny 28/10/2017 08:43
RaChantal
(
19/08/2014 07:03)
Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly?
Fantaro hoe nahoana ny Baiboly no afaka manampy anao hahita ny valin’ireo fanontaniana lehibe eo amin’ny fiainana.
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=3OoTM4O_XDM&feature=youtu.be[/youtube]...
tohiny
novalian'i endriny ny 22/08/2014 04:34
rhaj0
(
18/08/2014 18:21)
Fitaizana ny Ankizy
... ao anatin'ny Finoana an'A.tra ... sa tsia ...
Ny ao anatin'ny Finoana aloha dia efa "mino" aho fa efa ao daholo ny (ankabeazany) aminareo. Ny antony, dia raha ny fahazoako azy, dia satria (fotsin...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 23/08/2014 18:14
rabaradaka
(
18/08/2014 11:39)
Dictature tanteraka ao amin'ny Assemblée Nationale
Mibaribary loatra ny adalana ataon'ny Filohan'ny Antenimieram-pirenena Atoa Jean Max mikasika ilay lalàna momba ny Fitsinjaram-pahefana (décentralisation). Aiza ve rey olona 58/102 députés no name...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 19/08/2014 15:21
Maranatha
(
18/08/2014 10:38)
FIDIRAN'ILAY MPISORONABE AO AMIN'NY EFITRA MASINA INDRINDRA
[color=blue]« …Tamin’ny fanompoam-pivavahana tandidona, rehefa niditra ny fitoerana masina indrindra ny mpisoronabe, dia nasaina nanodidina ny fitoerana masina ny Isiraely rehetra ary nampietry ...
tohiny
mpisotrtoaka
(
18/08/2014 10:25)
KATÔLIKA
Inona no atao hoe "Etole" amin'ny katôlika ? Mba te ahalala fa omeo valiny ! Msaotra...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 19/08/2014 11:05
RaChantal
(
18/08/2014 06:14)
FANTARO ARY AMPIASAO NY TENA ANARAN'ANDRIAMANITRA
Nahoana io lohahevitra io no tena ilaina?
Nanampy olona erantany hahafantatra ny marina ity video ity! maninona raha mba miezaka hahafantatra izany koa mba ho voavonjy.
[youtube] https://www.youtube...
tohiny
novalian'i yohanan ny 25/08/2014 13:47
RBNIR
(
15/08/2014 15:31)
SAO HISY MARO ANY...........
FALY MISERA NAMANA ISANY....
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=q6D2kaokU3U[/youtube]
« Ringana ny oloko noho ny tsi-fisian'ny fahalalana. Satria ianao efa nandà ny fahalalana, dia mba hola...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 22/09/2014 11:53
ombkel
(
15/08/2014 10:59)
vetivety
K`aiz dhl e! in ry zalah no atao mba hitazomana ny tsirin`aina mba ho elaela vao tonga a! Ny anay mantsy otriny speed kely dia lasa, na ny tena aza tsy mahazo aina mihintsy. Mba omeo sosokevitra ry za...
tohiny
novalian'i Tefipopman ny 27/09/2017 13:34
rabaradaka
(
15/08/2014 10:46)
Misy mpiasam-panjakana ambony miteniteny foana sy diso misolelaka loatra ka tokony esorina any !
Misy olona ambony eo anivon'ny Ministeran'ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana sahy milaza hoe tsy hita izay maharatsy ny fizarazarana an'Antananarivo ho vondrom-paritra maro. Dia gaga aho namaky ila...
tohiny
hery
(
14/08/2014 16:29)
Chargé des affaires USA
Fa misy inona no voatery mampiseho be mihitsy ny ambassade-n'i Amerika hoe mbola ao Madagasikara i Wong mpiandraiki-draharaha?
Tsy arako ilay resaka
[quote]
Normalement, nous n'aurions pas pris la p...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 15/08/2014 10:50
Maranatha
(
14/08/2014 05:22)
FANAMARINANA SY FANAMASINANA AMIN'NY FINOANA
[color=blue]« Rehefa nandresy lahatra ny amin’ny fahotana ny Fanahy Masina , ka nampiseho ny tarigetran’ny fahamarinana ho hitan’ny saina , dia misarika ny fitiavana hiala amin’ny zavatr’it...
tohiny
novalian'i moustaraf ny 15/08/2014 14:21
endriny
(
13/08/2014 12:26)
Ny olona sy ny biby
Ny Malagasy dia mino fa ny olona dia tsy misaraka amin'ny biby. Raha maty ny olona sasany dia tonga miverina ho velona indray amin'ireo biby eo amin'ny manodidina. Ao ireo lasa voay, lasa bado, fanano...
tohiny
novalian'i endriny ny 25/08/2014 16:52
