Dictature tanteraka ao amin'ny Assemblée Nationale
1. rabaradaka (
18/08/2014 11:39)
Mibaribary loatra ny adalana ataon'ny Filohan'ny Antenimieram-pirenena Atoa Jean Max mikasika ilay lalàna momba ny Fitsinjaram-pahefana (décentralisation). Aiza ve rey olona 58/102 députés no nametraka amendement nefa nisy député HVM iray nandà sy nangataka ny hamerenana ny fanapahan-kevitra dia neken'ingahy Jean Max. Tena dictature kosa izany e ! Fa na izany aza nahazo vola indray ry zareo députés MAPAR sy TIM dia tsy mena-mivadika
Na Ivohasina hoe tana-kavanan-dRa8 sy manampahaizana malagasy avy any Japon aza efa miaraka mandehandeha amin'ny Hery Rajanarimampianina koa iza no tsy hivadika eo?