Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rabaradaka ( 31/07/2014 04:15)
Tapenam-bava sahady ve ny mpiserasera ? Sao mba tsy rariny ?
Matahotra an'ity Loi sur la cybercriminalité ity daholo izao ny mpiserasera rehetra amin'ny alalan'ny internet. Mba hitondra inona ho an'ny firenena io Lalàna io e ? Hitondra fampandrosoana sa ahafa... tohiny
rabaradaka ( 30/07/2014 17:18)
Hafahafa mihitsy ity fitondran-dRajaonarimampianina ity
Taiza no mbola nisy hoe efa abrogé ilay DG dia mbola natao intérim ihany ? Abrogé ingahy TATAFENO Raymond DG INFA ary nosoloina an'ingahy PILAZA Joreh izay journaliste tsy manana traikefa mikasika ... tohiny
turping ( 30/07/2014 06:51)
mitady namana na vsipa mipetraka Sud de la France
Lehilahy ,nisaram-panambadiana efa ho dimy taoana ,50taona ,mitady namana na sipa voire plus si affinité ,fiarahana matotra manorina tokan-trano en France .Tsy blème ny resaka taratasy satria doub... tohiny
mpisotrtoaka ( 29/07/2014 10:58)
GAZETY NGAH
K'aiz k'aiz daholo e ! Tena mahafinaritra rah samy gazety nama ilay gazety Ngah mapme iny a ! Mirary andro lava ho anareo mpanoratra sy mpampitsikitsiky e ! Raha misy manakiana d ataovy eo ambany mba ... tohiny
Maranatha ( 28/07/2014 07:15)
ILAY VONDRONA LEHIBE IZAY MISY IREO VAHOAKA MAROBE SY IREO 144 000
[color=blue]“Ary ny anankiray tamin’ ny loholona namaly ka nanao tamiko hoe: “Iza moa ireto miankanjo ankajo fotsy lava? Ary avy taiza izy? Fa hoy izaho taminy : Tompoko ianao no mahalala. Dia h... tohiny
rabaradaka ( 27/07/2014 10:49)
Ireo mpanao gazety tokony higadra
Raha misy mpanao gazety tokony higadra dia i Lalatiana sy Rolly Mercia. Hazavaiko kely : i Lalatiana no namporisika ny olona nandoro ny TVM sy RNM ary ny MAGRO rehefa nomen'i Andry Rajoelina vola sy f... tohiny
endriny ( 27/07/2014 04:39)
Ezekiela 9.4, ilay fandikana diso taratry tetik'ady famonoana antsika tsy eraopeanina
“Ary hoy Jehovah taminy : Mandehana mamaky ny tanàna, dia Jerosalema, ka asio marika ny andrin’ ny olona izay misento sy mitaraina noho ny fahavetavetana rehetra atao aminy.” Ezekiela 9 : 4 Th... tohiny
novalian'i endriny ny 13/08/2014 04:21
rabaradaka ( 26/07/2014 05:32)
ALAHAMADYn anio no tena daty tena izy araka ny fanisan'andro Malagasy
ARAHABA TRATRY NY ASARAMANITRA E Miarahaba antsika Malagasy rehetra tratry ny ALAHAMADY - TAOMBAOVAO MALAGASY 2014 ary manasa antsika rehetra hiara-hankalaza ny Asaramanitra eny Anosimanjaka anio 26 ... tohiny
novalian'i hadji ny 27/07/2014 04:52
endriny ( 26/07/2014 03:13)
Fa iza moa ianao no hamaritra amiko ny lanitra sy tian'Atra atao?
Fa iza moa ianao no hamaritra amiko ny lanitra sy tian'Atra atao? Io no mba fanontaniana apetrako amin'ireo milaza fa mahalala ny resak'Atra sy ireo mametraka sivana sy fepetra andehanana ho any amin... tohiny
novalian'i endriny ny 30/07/2014 06:47
rhaj0 ( 25/07/2014 19:40)
DISO ny (mpandika) Baiboly (2)
Tohizako eto ny efa natomboka noresahina [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m53a08211a7510]tatsy[/url], sady ampiarahiko amina andininy hafa siriko. [quote=concession vs mamela malalaka]1 ... tohiny
novalian'i moustaraf ny 03/08/2014 18:24
irdna ( 25/07/2014 09:13)
taratasy
Miarahaba Tompoko , Misy societe vonona ny hanome asa ahy any '' Fance'' , ka ny tiako mba ho fantatra dia ny hoe: inona avy ny taratasy tokony ho hilaiko mba ho aradalana tsara ny visa ahazoako mial... tohiny
novalian'i irdna ny 19/09/2014 07:29
irdna ( 25/07/2014 09:11)
Miarahaba Tompoko , Misy societe vonona ny hanome...
Miarahaba Tompoko , Misy societe vonona ny hanome asa ahy any '' Fance'' , ka ny tiako mba ho fantatra dia ny hoe: inona avy ny taratasy tokony ho hilaiko mba ho aradalana tsara ny visa ahazoako mial... tohiny
novalian'i irdna ny 31/07/2014 08:28
rabaradaka ( 25/07/2014 08:30)
Enim-bolana toa tsy nahitam-bokatra akory
Enim-bolana anio no naha-filoha an'Atoa Hery Rajaonarimampianina, Filoha mamim-bahoaka sy voafidim-bahoaka ary tena tian'ny maneran-tany koa. Inona no vokatra azo ? Toa tsisy an ! ... tohiny
rabaradaka ( 25/07/2014 08:26)
Enim-bolana tsy nahitana na vokatra iray aza, an'iza ny tsiny ?
Enim-bolana anio no naha-filoha an'Atoa Hery Rajaonarimampianina, Filoha mamim-bahoaka sy voafidim-bahoaka ary tena tian'ny maneran-tany koa. Inona no vokatra azo ? Toa tsisy an ! ... tohiny
rabaradaka ( 25/07/2014 05:00)
L'Etat mal dirigé
Mr Henri Rabary-Njaka, donne une longue interview dans le quotidien "L'Express de Madagascar" pour accabler les journalistes, en indiquant que "les sanctions sont des principes de l'Etat de Droit" et ... tohiny
rabaradaka ( 25/07/2014 04:34)
Taratasy misokatra ho an'Atoa Rivo RAKOTOVAO
Andriamatoa Rivo RAKOTOVAO, Minisi-jakana, Antananarivo Tompoko, Raisiko ho voninahitra lehibe ho ahy, olom-pirenena tsotra nefa kosa mpandalina politika sy mpanoratra ary mpikaroka eo amin'ny sehatry... tohiny
mpisotrtoaka ( 24/07/2014 12:07)
SIDINA MANJAVONA HO AZY EO
Tsy hita indray hono ny sidina Algerien iray vao androany io vaovao io hoy ny RDJ ! Ahoana mihitsy ary ity sidina manjavona ho azy sy mirefotra isak'izay mihetsika ity e ... tohiny
novalian'i andrywui ny 25/07/2014 05:35
rabaradaka ( 24/07/2014 11:25)
Mba akama mahay omena toerana e
Mba maazendana ity fitondrana ity, ry Rakotozafy Martin hita amin'ny sary eto ange ka olona multimilliardaire amin'io resaka aferana lasantsy io e, nefa dia io izy mahazo sehatra io, sa hoe naman'i Ri... tohiny
mpisotrtoaka ( 24/07/2014 11:05)
15 mn par jour 300 mil ariary
Ny fanontaniako kely re olona d ilay hoe 15 mn na 30 mn par jour ireny 300 mil ariary + bonus ireny v mitombina v sa ny fanjakana miits no ts te hivaky loha fa aleo ny efa ts an'asa ts hitafy intsony ... tohiny
novalian'i Jugali ny 04/09/2015 09:08
Maranatha ( 24/07/2014 07:02)
FANDRESENA TANTERAKA
[color=blue] “Ireo no tsy voaloto tamin’ ny vehivavy, fa virjiny izy. Ireo no manaraka ny Zanak’ ondry na aiza na aiza no alehany, ireo no navotana avy tamin’ ny olona ho voaloham-bokatra ho a... tohiny
novalian'i Maranatha ny 08/08/2014 06:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.5392