taratasy

1. irdna
(
25/07/2014 09:13)
Miarahaba Tompoko ,
Misy societe vonona ny hanome asa ahy any '' Fance'' , ka ny tiako mba ho fantatra dia ny hoe: inona avy ny taratasy tokony ho hilaiko mba ho aradalana tsara ny visa ahazoako miala eto Madagascar sy hiasako any. Efa nijery ilay site hoe
'' ambafrance-mada.org'' ihany aho fa toa resaka stage no hitako ao amin'ny resaka ''visa long sejour'' fa tsy asa mivantana.
Manantena ny fiaraha-miasa Tompoko
Misaotra indrindr

novalian'i irdna ny 19/09/2014 07:29

2. turping
(
30/07/2014 06:10)
Irdna ,
Ny zavatra lojika anie raha misy olona manome offre na promesse d'emploi ho anao aty France ,dia tokony manao engagement ,déclaration sur l'honneur ho anao izy ,faxé -ny,milaza ny asa atao ,ny durée de contrat , ny salaire ,sns....normal be izany zavatra angatahin'ny amabassade izany.Dia aza adino koa ,fa mety ny olana mipetraka dia eo @ resaka trano ,logement ,.....misy olona afaka mapiatrano anao ve @ voalohany ka afaka mandefa certificat d'hébérgement? mila jerena daholo izany rehetra izany satria miankina @ ny dossier complet no hahazoana titre "de séjour" statut travailleur .tsy moramora aloha ny hivoahanae! .Ity ny mail-ko raha toa ka ilainao manazava sy manoro hevitra @ samy maha malagasy izay mipetraka aty am-pita,France : erbly@voila.fr

3. vahiny2004
(
17/09/2014 15:10)
Efa taraiky be vao hitako :
- contrat de travail entre ianao sy mpampiasa
- autorisation de travail omen'ny ministère du travail frantsay, ny mpampiasa no mangataka an'io
Ireo no hahazoanao visa long séjour ao @ ambassade / Consulat de France

4. irdna
(
19/09/2014 07:29)
Misaotra indrindra anareo nanoro hevitra sy nizara izay mahasoa ry zareo a. merci