You are here: home > Forum

SIDINA MANJAVONA HO AZY EO

Lohahevitra : Vaovao tselatra
Fitohizan'ny hafatra : SIDINA MANJAVONA HO AZY EO
Valiny : 2
mpisotrtoaka - 24/07/2014 12:07
Tsy hita indray hono ny sidina Algerien iray vao androany io vaovao io hoy ny RDJ ! Ahoana mihitsy ary ity sidina manjavona ho azy sy mirefotra isak'izay mihetsika ity e
Valio | Miverina eny ambony
endriny - 25/07/2014 04:45
Dia nisy transasia nidoboka ihany koa tany akaikin'i Chine, 48 no maty
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 25/07/2014 05:35

endriny
Dia nisy transasia nidoboka ihany koa tany akaikin'i Chine, 48 no maty


Le tany Algérie avy tamn andro ratsy tempête de sable no nivilianle avion lalana de nidoboka fa tsisy terroriste namely otran le tany Ukraine ka ,, ,
Valio | Miverina eny ambony