mitady namana na vsipa mipetraka Sud de la France

1. turping ( 30/07/2014 06:51)
Lehilahy ,nisaram-panambadiana efa ho dimy taoana ,50taona ,mitady namana na sipa voire plus si affinité ,fiarahana matotra manorina tokan-trano en France .Tsy blème ny resaka taratasy satria double nationalité aho sady manana situation. Taona 30 à 42 ilay vehivavy ,na mihoatra kely aza ,tsy blème.Andefaso sary sy ny mombamomba . Raha mety amiko ara-kendrika ,sy mifanoratra ,dia jerena ny ara-panahy .Manajà ny fomba fiainana kristianina aho.
Mail :naoajilar@voila.fr ,aza misy adino na iray aza ny fanoratana ny mail.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0803