Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ZEMJOS
(
14/07/2014 07:41)
Tena noraran'ilay Pretra Curé tsy hilatsaka hofidiana ho Filohan'ny Filankevitra Paroasialy ny Kandidà iray satria tsy afaka manaraka ny sitrapony amin'ny daboraraka!!! Ary f'angaha moa tsy ny Kartie no tokony hanolotra olona hofidiana ho Filoham-piangona
Raha ohatra ka ny Pretra no manolotra olona hofidianana atao inona intsony ny fifidianana?? satria efa notendrena ireo olona ireo. Tokony ovain'io Pretra io ny soridalam-pitantanana ny Diosezy....
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 17/07/2014 17:29
endriny
(
14/07/2014 06:17)
Satana vs Jehovah
Fa maninona ny mpino kristianina no miteny fa ny zavatra ratsy sy tsy mifanaraka amin'ny tarigetrany dia hoe avy amin'i Satana?
Raha mijery ny baiboly aho dia hitako fa maro lavitra ny asa ratsy na n...
tohiny
novalian'i riordan ny 20/08/2014 17:18
Maranatha
(
14/07/2014 05:17)
ILAY ANJELY MPAMETAKA TOMBON-KASE
[color=blue]“Ary hitako fa indro nisy anjely hafa koa niakatra avy tany amin’ ny fiposahan’ ny masoandro, nanana ny fanombohan-kasen’ Andriamanitra velona; ary izy niantso ny anjely efatra iza...
tohiny
hery
(
13/07/2014 22:31)
Merci Götze :-)
Ho an'izay tsy naharaka dia lasan'i Allemagne ny amboara eran-tany an :-) i Götze no nampiditra ny baolina nandreseny azy tamin'ny minitra faha 113
Nanana 90 minitra ny Argentine hamonoana baolina fa...
tohiny
novalian'i 5laody ny 17/07/2014 10:27
rhaj0
(
13/07/2014 11:56)
Ny mpanao baolina ve mivavaka? (2)
Akariko dia tohizako kely eto indray ity loha-hevitra noresahina [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m53a1e1adceaf9]tatsy[/url] ity...
Ka hoe, raha "entina am-bavaka" (foana) ity fiainana it...
tohiny
novalian'i endriny ny 18/07/2014 04:44
rabaradaka
(
12/07/2014 16:44)
Mangingina izy izany leretsy a
Mangingina izy izany leretsy a...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 18/07/2014 13:36
hendrybe
(
12/07/2014 04:05)
FLM lanin'ny FJKM
Hatr@ oviana ny FLM no lanin'ny FJKM re olona. ? Misy miteny an'izany mantsy atsy @ sujet hafa atsy. Aza mampime e! @ zao fotoana izao dia tsy mitsaha mitombo ny fiangonana FLM erany Madagasikara na a...
tohiny
novalian'i bemasoandro ny 11/01/2015 04:15
mamonjy1
(
11/07/2014 18:01)
Avy taiza ny fisarasaraham-pinoana kristianina hita ankehitriny?Ary iza no ambadikan'izany?
VONINAHITRA HOAN'NY RAY SY NY ZANAKA ARY NY FANAHY MASINA.
Mbola faly indray miarahaba isika rehetra eto ny tenako,Ary mirary soa ihany koa.
Efa an'isany zavatra mampihemotra sy tsy mampivavaka olon...
tohiny
novalian'i endriny ny 13/07/2014 04:33
endriny
(
11/07/2014 15:23)
Ny fivavahana dia paikady politika 2
[url=http://]http://classiques.uqac.ca/collection_documents/louis_XIV_roi_de_France/code_noir/code_noir.pdf[/url]
Santionany taty amin'ny andro aorianan'ny nahafatesan'i Jesosy, ary mbola hitantsika ...
tohiny
novalian'i endriny ny 25/07/2014 05:23
Maranatha
(
11/07/2014 12:14)
NY HEVITRY NY TEHIN'i ARONA NITSIMOKA IZAY NAPETRAKA TAO AMIN'NY FIARAN'NY FANEKENA ANKEHITRINY
Izay nisy lovia volamena fandoroana dintin-kazo manitra sy ny fiaran’ ny fanekena, izay voapetaka takela-bolamena avokoa;ary tao anatin’ io nisy ny vilany volamena, izay nitoeran’ ny mana, sy [...
tohiny
novalian'i Maranatha ny 16/07/2014 07:55
Tsalomaditra
(
10/07/2014 16:37)
Mitady hira na mpihira na tononkira
Efa nisy nanontany teto inty fa tsy nahafa-po ny valiny. Misy mahatadidy ny titre sy ny mpihira an'ity extrait ity ve ? Na sao dia misy manana azy dia mba mifampizara e! Tsy piratage intsony izany sat...
tohiny
novalian'i fanamozikaly ny 22/10/2017 17:23
rhaj0
(
10/07/2014 13:48)
Dieu peut et veut ... ou pas?
Rahefa m(amp)iresaka [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m53bc8438ac4cc/]tatsy[/url] sy [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m53b8ecdcd0b5e/]taroa[/url] aho, dia mitsikarokaroka eny h...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 11/07/2014 13:24
ora
(
09/07/2014 10:54)
BOIS DE ROSE DOROINA ngah!!!
io zany lay tonga amin'ny fitenenana hoe ALEO LO TOA IZAY AN-KAVANA e, henjehina ery ny olona amin'io resaka Andramena io nefa izao dia ho DORANA, tsy aleo ve amidy hivadika ho vola mba hanarenana ny ...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 29/07/2014 10:37
rhaj0
(
08/07/2014 23:52)
Valifaty - tsisy antra
[b]Exodus 21:23[/b][i] But if there is serious injury, you are to take life for life, [b]24[/b] eye for eye, tooth for tooth, hand for hand, foot for foot, [b]25[/b] burn for burn, wound for wound, br...
tohiny
novalian'i endriny ny 13/07/2014 04:44
hery
(
08/07/2014 14:59)
Mémoire-na DEA amin'ny Economie eny Ankatso mitovy tanteraka?
Apetrako eto ihany ity fa mino aho fa hiparitaka atsy ho atsy.
Misy mémoire anakiroa, olona roa samy hafa (ny anarana aloha dia samy hafa), sy taona nanolorana azy samy hafa ihany koa (2012 sy 2013...
tohiny
novalian'i vazivazo ny 11/08/2014 09:06
Maranatha
(
08/07/2014 10:05)
NY HEVITR'ILAY ILAY LOVIA VOLAMENA MISY NY MANA NAPETRAKA TAO @ FIARAN'NY FANEKENA ANKEHITRINY
[color=blue]« Izay nisy lovia volamena fandoroana dintin-kazo manitra sy ny fiaran’ ny fanekena, izay voapetaka takela-bolamena avokoa; [color=red]ary tao anatin’ io nisy ny vilany volamena, izay...
tohiny
hery
(
07/07/2014 21:51)
Amin'ny telephone
Sahirana be zah rehefa mijery forum amin'ny telephone dia namboarina kely natao responsive tsotsotra ny forum.
Tsy dia tena raitra fa efa azo vakiana amin'ny telephone fotsiny aloha amin'izao.
Ny ami...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 01/08/2014 10:58
leva2
(
06/07/2014 06:29)
Tadiavo Jesosy ! Fa aiza izy?
Velona Jesosy !
Efa fandre etsy sy ery : amin'ny toriteny, amin'ny haino aman-jery, eny an-dalambe ... ny teny hoe : "Tadiavo Jesosy"; ary tsy vitsy tokoa no mitady azy.
Fa aiza izy e? Any am-piangon...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 14/07/2014 17:52
gasyjean
(
05/07/2014 11:34)
Ambassade París
manahoana daholy!
Fa ahoana lotra zalah,fa inona no tena adin'ireo olona ao @ ambassade ao París ireo ? tena tsy misy fomba ahafahana mi-contacter mihintsy na @ mail zany na @ tlf ,zany hoe misy num...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 06/05/2015 13:31
Charoumeni
(
04/07/2014 09:16)
Boky nosoratan'i Joyce Mayer
Bonjour daoly o
Iza aminareo no manana le boky nosoratan'i joyce mayer oe "mamela heloka" d aiza no mety ahitana azy.
Misaotra...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 04/07/2014 16:55
