Mangingina izy izany leretsy a

1. rabaradaka ( 12/07/2014 16:44)
Mangingina izy izany leretsy a
2. mpisotrtoaka ( 14/07/2014 09:46)
Reraky ny bôl angamba ny kil !
3. rabaradaka ( 18/07/2014 13:36)
Tsy reraky ny bol ry mpisotrtoka fa reraky ny fiainana a ! aiza ve leretsy ka milaza ho tsisy voa nefa afaka manofa avion mandeha manao mission ny directeur de cabinet, ny SG, ny directeurs. Mahagaga
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5851