Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ZAKAIOSY
(
28/06/2014 00:55)
"MPAMINANY" manao facebook ! Ahoana ny hevitrao ?
Misy "Mpaminany" (Araka ny filazany sy ny fiangonana misy azy ary ireo mpiangona ao) hita ao amin'ny facebook, mpaminany maharaka ny toetr'andro ve ? Sa "MpamS" araka ny filazan'i Mailhol sa mba...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 02/07/2014 12:30
Maranatha
(
27/06/2014 12:00)
NY FITOERANA MASINA ANY ANDANITRA
[color=green]« Ary ny amin’ izany zavatra lazainy izany dia izao no fotony : Manana Mpisoronabe toy izany isika. » Hebreo 8 : 1a[/color] Araho ato ny ambangovangony dia mirary antsika rehetra home...
tohiny
Tefigasy
(
27/06/2014 06:00)
Kilalao ara-baiboly
Ny hitarika anao ho amin'ny fandinihana ny baiboly, ary izay no tanjoko amin'ny fandrosoana lohahevitra misary kilalao toa izao indray.
Fanontaniana no apetrako dia hiangaviako ianao mba handray anja...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 09/07/2014 16:46
rhaj0
(
26/06/2014 14:16)
Fanairana sy Fandavana, Pr Ranjeva
(apetrako eto ity sao mahasoa... Tao Lakroa 25 Jiona)
Fanairana sy Fandavana
Tonga ity ny tsingerin-taona fankalazana ny fiverenan’ny fahaleovan-tena. Hitotorebika tokoa ve sa hilanonana ...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 28/06/2014 08:49
rabaradaka
(
25/06/2014 17:22)
PILAZA, un artiste à la direction générale de l'INFA, une erreur encore du Président Hery
Décret abrogeant le décret n° 2012-272 du 22 février 2012 et portant nomination de
M. PILAZA Joreh Bernardin Lucien, Directeur Général de l’Institut National de Formation Administrative (INFA)...
tohiny
rabaradaka
(
25/06/2014 17:11)
Henatra ary nofo mitafy lamba sisa ny an'i Rivo Rakotovao, Ministre d'Etat, Président HVM
Encore un amateurisme et une organisation catastrophieque, izay no azo ilazana ny fizarana vary sy menaka ary akoho. Ny akoho izany tena kely, ny vary zara raha misy 3 kg. Efa alina vao voazara satria...
tohiny
novalian'i mangana ny 28/06/2014 11:29
rabaradaka
(
25/06/2014 10:38)
Mbola ireo andian'olon-dratsy ihany no candidat ho Filohan'ny mpanohitra
Mbola ireto olon-dratsy ireto ihany indray no candidat amin'ny Filohan'ny mpanohitra :Alain Andriamiseza, Max Fabien Andrianirina, Floriot Samihary, Cyrille Rsambozafy et Alain Ramaroson. Milaza amin...
tohiny
novalian'i mangana ny 28/06/2014 11:32
Maranatha
(
25/06/2014 06:56)
NY FANADIOVANA NY FITOERANA MASINA SY NY FIOMANAN-TSIKA
[color=green]« Maro no hodiovina sy hofotsiana ary ho zahan-toetra ; fa ny ratsy fanahy kosa mbola hanao ratsy ihany ary tsy misy amin’ ny ratsy fanahy hahafantatra fa ny hendry no hahafantatra. »...
tohiny
1KOR7-67
(
24/06/2014 18:17)
1 Korintiana Toko 7 Andininy 6-7
[quote=Korintiana I 7:6-7]6 [color=green]Tsy mandidy anefa aho milaza izany, fa [b]mamela malalaka[/b].[/color] 7 [color=green]Satriko aza manao tahaka ahy avokoa ny olona rehetra; nefa [b]samy manana...
tohiny
novalian'i machocrossove ny 15/05/2025 04:26
vonynive
(
24/06/2014 12:17)
VARAVARANA MISOKATRA AMBATOVY
hanao varavarana misokatra ny AMBATOVY
manomboka ny 18 jona hatramin'ny 6 jolay
toerana Gara Soarano...
tohiny
ora
(
24/06/2014 09:03)
poivre vert
nisy fandaharan izay tamin'ny fahita lavitra mikasika azy io fa tena tsy tratrako, sao mba misy afaka manome izay zavatra tsara entin'io poivre vert io nareo azfd, dia ahoan ny fomba fampiasana azy i...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 16/01/2015 08:23
bazylou
(
24/06/2014 08:13)
vita koa ny jirama
Lasa orinasa komersialy amin izay ny jirama. Ary dia vbeloma lava ry madagasikara fa tonga tamin izay ny jirama privée.
Vita hatreo ny fanjakana .........
Lalana tsy azo ivalozana izany hoy ny mena ...
tohiny
novalian'i ora ny 24/06/2014 08:19
vazivazo
(
23/06/2014 09:55)
hevitra niserana
Sendra niserana tato an-dohako ity hevitra ity e, ary sao mba mety koa raha asiana lohahevitra manokana mikasika ny FIVAROTANA ZAVATRA na entana tiana amidy, mety mba maro no liana amin'ilay te hividy...
tohiny
novalian'i hery ny 23/06/2014 10:18
rabaradaka
(
23/06/2014 06:30)
Alain Ramaroson : mbola azo heverina ho olom-banona sy tia tanindrazana ve ?
Alain Ramano mety filohan'ny antoko mpanohitra hoy ny sasany. Fa heverin'ny sasany ho kentrina ve ny mpanohitra malagasy e ? Ireny ange ka tena olona tsy izy mihitsy e ! Mba fantatrao ny loza sy adala...
tohiny
novalian'i mangana ny 24/06/2014 15:51
rabaradaka
(
23/06/2014 06:23)
Karana no masi-mandidy eto amin'ny firenena izao
Firy firy ny harena nalaina sy norobain'ny karana teto amintsika ary izao izy vao mainka tena mangorona izay azony satria eo ambany saokany ny fitondram-panjakana nefa dia ambulance ratsy kely sady ef...
tohiny
novalian'i endriny ny 02/07/2014 08:58
Maranatha
(
23/06/2014 05:16)
NY HAFATRY NY ANJELY FAHAROA
[color=red]« Ary nisy iray koa, dia anjely faharoa, nanaraka ka nanao hoe: Rava! Rava Babylona lehibe! Izay nampisotro ny firenena rehetra ny divain’ ny fahatezerana noho ny fijangajangany. » Apok...
tohiny
mangana
(
21/06/2014 09:24)
Fa inona loatra ity loza manjo ny ao Tsimbazaza e, nahodin'ny Filoha sy Siteny ny vola be, jerena fotsiny ve izany ?
Raha mbola tsy tonga saina amin'izao ny Filoha hajaina mamim-bahoaka sady tian'izao tontolo izao Hery Rajaonarimampianina dia ny vahoaka no hanala azy tsy ho ela :
http://www.madagate.com/politique-ma...
tohiny
novalian'i mangana ny 21/06/2014 09:28
mangana
(
21/06/2014 09:00)
Ireo ministre azo antoka fa mety hitondra fahombiazana
Ireto ireo ministre azo antoka fa mbola hilain'ny firenena tokoa satria sady olom-baovao fa tsy ireo efa tsy tian'ny Communauté internationale na ny mahita azy aza.
Tena vitsy izy ireto :
- Rivo Rak...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 10/02/2015 07:21
mangana
(
21/06/2014 08:39)
Zay vao vita ny momba an'i Ahmad, veloma ry FIFA sy FMF
Tratra indray i AHMAD sy ny FIFA ary tena ratsy fitontona mihitsy ilay vaovao. Tsy mahatanty tsikera i Ahmad nefa dia izay no zava-misy, dia mbola sahy handainga sy hilaza hoe diso indray ve iny resak...
tohiny
novalian'i mangana ny 21/06/2014 10:04
mangana
(
21/06/2014 08:26)
Serasera sy facebook, tena tsara
misaotra ano M. Hery fa azon'ny rehetra vakiana ao anaty facebook ny seraserantsika eto, tena hevitra tsara sy mety. Aoka mba hampiseho fahamendrehana kosa izay manoratra ka tsy hilaza vaovao tsy mari...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 01/08/2014 10:59
