hevitra niserana

1. vazivazo ( 23/06/2014 09:55)
Sendra niserana tato an-dohako ity hevitra ity e, ary sao mba mety koa raha asiana lohahevitra manokana mikasika ny FIVAROTANA ZAVATRA na entana tiana amidy, mety mba maro no liana amin'ilay te hividy zavatra nefa tsy mana-potoana hitetezana magasin
novalian'i hery ny 23/06/2014 10:18
2. hery ( 23/06/2014 10:18)
Ao amin'ny bizna.serasera.org no ahitanao an'izay :-)

Sady mivoaka avy hatrany any amin'ny Facebook izay apetrakao ao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2074