Henatra ary nofo mitafy lamba sisa ny an'i Rivo Rakotovao, Ministre d'Etat, Président HVM

1. rabaradaka ( 25/06/2014 17:11)
Encore un amateurisme et une organisation catastrophieque, izay no azo ilazana ny fizarana vary sy menaka ary akoho. Ny akoho izany tena kely, ny vary zara raha misy 3 kg. Efa alina vao voazara satria tsy mahay mandamina ny mpiasan'ny Rivo Rakotovao izay niandraikitra izany. Aiza ve ka ry Madame Razaiarimanana Berthine izay efa malaza ratsy no mitantana ao , tsy mahagaga. Vao manomboka dia echec no azo ilazanay ny fandraisan'ny Rivo Rakotovao ny mpiasa. Aza manao raha tsy mahay e na mialà. Aiza re izany tamin'ny andron'i Hajo Andrianainarivelo izany, tena nilamina sy tena feno fanajana ny mpiasa, ary nahazo daholo na fonctionnaire na ECD. Mahamenatra rey olona a !
novalian'i mangana ny 28/06/2014 11:29
2. mangana ( 28/06/2014 11:29)
loza zany ry reto, nefa be zesta be ery ilay Rivo mainty iny kay zany zero be ! Ary tena mety ho baikon'ilay vahivavy directeur vaovao iny lery io an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2612