Alain Ramaroson : mbola azo heverina ho olom-banona sy tia tanindrazana ve ?

1. rabaradaka ( 23/06/2014 06:30)
Alain Ramano mety filohan'ny antoko mpanohitra hoy ny sasany. Fa heverin'ny sasany ho kentrina ve ny mpanohitra malagasy e ? Ireny ange ka tena olona tsy izy mihitsy e ! Mba fantatrao ny loza sy adalana nataon'i Alain Ramaroson nandritra ny Tetezamita ? Fiaran'olona firy hoy ianao no nalainy ankeriny ? Tanin'olona firy no nobodoiny ? Olona firy no nogadrainy ? Vola ohatrinona no nahodiny ?
Tsara resaka etsy sy eroa io ranamana io dia takona ny ratsy atao. Ireo rehetra notanisaiko teo ireo misy porofo ara-taratasy daholo ary azo anenjehana azy amin'ny fitsarana
novalian'i mangana ny 24/06/2014 15:51
2. mangana ( 24/06/2014 15:51)
Ramaroson, Andriamiseza, iza koa, angamba tsisy hilana an'ireny olona ireny intsony kosa e ! Efa mivadika ny pejy dadatoa a !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1499