Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mamonjy1 ( 13/06/2014 17:12)
Inona no atao hoe politika?
Bonjour tout le monde.. AMIKO ALOHA,NY POLITIKA=LAINGA.... tohiny
novalian'i mamonjy1 ny 20/06/2014 08:05
lbeby ( 13/06/2014 14:50)
Mitady hira
Sao de misy mahay ny mpihira sy lay hira oe : "Manangy aminay e, manangy aminay tsara...."... tohiny
Faly0102 ( 13/06/2014 13:53)
Tia aho nefa maratra fo
Manao ahoana daholo !! Ahoana ry zareo no atao raha sady maratra fo no tia??... tohiny
novalian'i vazivazo ny 20/06/2014 11:52
Vony501 ( 13/06/2014 11:54)
Hafahafa ihany...
Hafahafa ihany ny mahita lehilahy lehibe manankaja mivilana cravate izany an! Indrindra hoe hiseho vahoaka sy miseho amin'ny haino aman-jery.[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/3541384e22411... tohiny
novalian'i endriny ny 20/06/2014 04:35
Jessimi ( 13/06/2014 11:29)
Fanamboarana harendrina taratasy
Misy afaka manoro ny fanamboarana harendrina taratasy ve aza fady? Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Jessimi ny 20/06/2014 06:02
rabaradaka ( 13/06/2014 11:08)
Fiangaviana an-tanan-droa sady mandohalika mihitsy tompoko ô !
Miangavy an'i Ny Hasina Andriamanjato PDS Antananarivo handefa ny coupe du monde rehetra eo amin'ilay écran ngôdalanina be eo amin'ny kianjan'i Mahamasina. Raha tsy vitanao izany dia tsy mahavita az... tohiny
novalian'i vazivazo ny 20/06/2014 11:18
josiah ( 13/06/2014 02:56)
masturbation
Fahotana ve ny manao masturbation? ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/07/2014 18:29
endriny ( 12/06/2014 22:57)
Dia nino ny Breziliana fa izy no handresy araka ny nosafidin'ilay sokatra
Dia nandresy tokoa izy. Hay tsy ny olom-belona ihany no maminany fa na ny biby ihany koa aza. Ary raha izao no mitohy dia hiverina hijery vinavina avy amin'ny biby indray ny olona. Tamin'ny 4 taona la... tohiny
novalian'i hery ny 14/07/2014 12:16
rhaj0 ( 12/06/2014 12:32)
Inona no tanjonao @ fandrosoana lohahevitra eto (2)
Tohin'ny efa noresahina [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m536ce831e2945]tatsy[/url]... Ka ny ahy aloha ho'a, ny ataoko eto ho'a, dia ny hitafatafa virtoaly eto (tsy mila mamangy mihoana m... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 16/06/2014 15:34
Maranatha ( 12/06/2014 11:19)
NY ZAVAMIAFIN'NY TSY FAHAMARINANA
[color=red]«Aza mety ho fitahin’ny olona akory ianareo; fa tsy ho avy izany, raha tsy efa tonga aloha ny fihemorana, ka hiseho ilay lehilahin’ota, dia ilay zanaky ny fahaverezana. »II Tesalonina... tohiny
novalian'i Maranatha ny 13/06/2014 10:02
rabaradaka ( 12/06/2014 11:00)
HVM sa Fitondrana ?
Vao mainka manamafy ny zavatra voalazako teto aho hoe iza no mitondra an'ity Madagasikara ity ny Mpitondra (Filoha, Governemanat, Députés) sa ny Hery Vaovaon'i Madagasikara (HVM) ? Mibaribary mantsy... tohiny
novalian'i Gasiaho ny 20/06/2014 15:06
mamonjy1 ( 12/06/2014 09:50)
Nisy nanamboatra ve ny olom-belona,sa niforona t@evolutiona.Raha nisy de Iza?Raha tsy nisy de ahoana?
Miarahaba isika rehetra indray ny tenako @Anarany jesosy ho voninahitran'ny Ray eo @zanaka. Io indray ny lohahevitra dinihintsika androany,ka afaka mandray anjara daholo isika,na inona na inona,ny fi... tohiny
novalian'i toriteny ny 18/06/2014 07:36
endriny ( 12/06/2014 09:11)
Mbola misy tany fambolena 18 millions ha azo amidy amin'ny vahiny eto Mada hono e
Io no tenin'ilay Hery Rajaonarimampianina raha andeha ho any israely izy hitady olona hampiasa ny tany eto hono. Kanefa ny Malagasy aza tsy omena tany... tohiny
novalian'i endriny ny 13/06/2014 09:18
ora ( 12/06/2014 08:42)
TENA RARAKA
Mba mahafinaritra kosa ny nameloman'i Syril sy melky an'iny hira iny an, fa MISY SOSO-KEVITRA IHANY ty: mba tohizana amin'ny hira hafa ilay tantara dia jerena raha zakan'i Syril ndray i Stéphanie na ... tohiny
novalian'i ora ny 13/06/2014 09:50
ANDRIAMENA45 ( 10/06/2014 20:52)
MISY SARIVONGANA HAMIDY FARITRA AMPATSAKANA AMBADIKY CNAPS AMPEFILOHA TEL 0331982963 .
STATUE VIERGE MARIE A VENDRE A PARTIR 50.000ARIARY , STATUE SACRE COEUR JESUS A VENDRE A PARTIR 20.000ARIARY . SELON LEUR TAILLE .... tohiny
novalian'i toriteny ny 17/06/2014 07:24
ANDRIAMENA45 ( 10/06/2014 20:30)
MITADY OLONA AFAKA HANOME RA MANATONA HJRA , TEL 034 72 395 00 , 033 19 829 63 .
BONSOIR , MAHARARY ENY HOPITALY HJRA I ANDRIAMENA ANDRIAMAHANINA MARIE HELENE VICTOIRE FANJANIAINA , ARETINA ANEMIE , MILA AMPIDIRANA RA ANTSOY TEL 033 19 829 63 , 034 72 395 00 .... tohiny
bazylou ( 10/06/2014 14:11)
tsy mila
Vazaha sy ny forongony sy ireo mpisolelaka aminy rehetra i madagasikara sy ny malagasy.... tohiny
bor2lais ( 10/06/2014 12:13)
Misy mahafantatra ve ity ?
Mba tena gravy koa raha ny voalaza eto ity no marina a : ======= Tany moramanga 27 Mai 2014 - MATY ity zazavavy kely vao 6 taona rehefa narary mafy nefa tsy navelan'i ingahy milaza fa apostoly Marc T... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 23/06/2014 12:43
Maranatha ( 10/06/2014 11:52)
FIANGONANA: MPIANDRAIKI-DRAHARAHAN'I KRISRTY
[color=blue]“Ary Izaho milaza aminao koa: Hianao no Petera, ary ambonin’ity vatolampy ity no ha-oriko ny fiangonako; ary ny vavahadin’ny fiainan-tsihita tsy haharesy azy.” Matio 16: 18[/color]... tohiny
rabaradaka ( 09/06/2014 06:11)
Les bailleurs de fonds sont réticents
La rencontre entre le Gouvernement malgache et les bailleurs de fonds ami de Madagascar qui s'est tenu lieu la semaine dernière tournait en catastrophe, les ministres malgaches ne sont pas capables d... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.521