Tia aho nefa maratra fo

1. Faly0102 ( 13/06/2014 13:53)
Manao ahoana daholo !!

Ahoana ry zareo no atao raha sady maratra fo no tia??
novalian'i vazivazo ny 20/06/2014 11:52
2. sahia ( 16/06/2014 12:33)
miankina amin'ny antony namparatra ny fonao io e, sarotra ny hanolotra anao ny soso-kevitra raha tsy fantatra ny antony
Faly0102:

Manao ahoana daholo !!

Ahoana ry zareo no atao raha sady maratra fo no tia??
3. 5laody ( 16/06/2014 15:05)

Fa tia tsy tiana ve hono ianareo sa nisaraka samy naratra e? Sa kosa mbola naratra dia nahita solony?
4. vazivazo ( 20/06/2014 11:52)

5laody:


Fa tia tsy tiana ve hono ianareo sa nisaraka samy naratra e? Sa kosa mbola naratra dia nahita solony?


Ary ilay olona mba mila valiny woa toa tsy mba mamaly ny fanontaniana azy mba ahafahana manampy azy e, sao dia TSY TE HAMPIANA AZA enw?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.416