Hafahafa ihany ny mahita lehilahy lehibe manankaja mivilana cravate izany an! Indrindra hoe hiseho vahoaka sy miseho amin'ny haino aman-jery.
Fitsidihan'ny minisitry ny indostria Dr Jules Etienne sy ny ekipany tao @ SIDEMA (sary MaTV)
Ny hitako indray dia ... "paraitre"... "tsara ivelany"... @ cravate sy palitao tena raitra be ireto izy.. Ny t@ transition no tena loza.. kariperta mena foana isaka ny mihetsika..
Tena tsy menatra na enjehin'ny eritreritra ve ireo mitingitingina @ 4x4 sy cravate ireto nefa ny fahantrana sy fahalotoana manodidina (sy anaty) ka giravibe e ???
rahefa "olona public" sady en position d'autorite, raha ny fahitako azy aloha, dia "tokony" idirana daholo izay ataony sy tsy ataony... Superstar hollywood azany voatsikera h@ silipony nefa izy tsisy hidirany @ fiainan'ny tsirairay izay ataony any, koa mainka fa politisiana, izay milalao ny fiainaNAO, izay mahavelona/mahafaty anao ao ??