Fanamboarana harendrina taratasy

1. Jessimi ( 13/06/2014 11:29)
Misy afaka manoro ny fanamboarana harendrina taratasy ve aza fady? Misaotra mialoha
novalian'i Jessimi ny 20/06/2014 06:02
2. endriny ( 20/06/2014 04:49)
Eo Ankazomanga ianao no manontany eo amin'ny lasantsy, fa eo no misyi mpanao arendrina. Dia mijery ny fanaovanyb azy...
3. Jessimi ( 20/06/2014 06:02)
Misaotra endriny a! Saingy izaho tsy ao Antananarivo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.201