Mbola misy tany fambolena 18 millions ha azo amidy amin'ny vahiny eto Mada hono e
1. endriny
(
12/06/2014 09:11)
Io no tenin'ilay Hery Rajaonarimampianina raha andeha ho any israely izy hitady olona hampiasa ny tany eto hono.
Kanefa ny Malagasy aza tsy omena tany
2. andrywui
(
12/06/2014 09:53)
endriny:
Io no tenin'ilay Hery Rajaonarimampianina raha andeha ho any israely izy hitady olona hampiasa ny tany eto hono.
Kanefa ny Malagasy aza tsy omena tany
Zany v ry endriny ? Grav ndray zan ka . Fa mba asio lien na source kely oe hanaporofoinao anzany fa toa dinika maina tsis porofo izity ,,azafady à
3. endriny
(
13/06/2014 09:18)
andrywui:
endriny:
Io no tenin'ilay Hery Rajaonarimampianina raha andeha ho any israely izy hitady olona hampiasa ny tany eto hono.
Kanefa ny Malagasy aza tsy omena tany
Zany v ry endriny ? Grav ndray zan ka . Fa mba asio lien na source kely oe hanaporofoinao anzany fa toa dinika maina tsis porofo izity ,,azafady à
Teniny teo am-piaingana ho any Israely tamin'ny herinandro io fa tsy hitako ny link fa ito ny iray
http://www.madagascar-tribune.com/Une-Chambre-de-commerce-israelo,19998.html
vakio hatramin'ny farany.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.0764