Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ANDRIAMENA45 ( 25/05/2014 19:49)
PEJY FACEBOOK TSY MISEHO SARY .
Tsy Miseho Sary Pejy Facebook Telephone itel it210 , Telephone More Q200 NOKIA siteweb https://m.facebook.com . telechargement active surf elaela memoire insuffisante telephone itel it210 , misy pej... tohiny
ANDRIAMENA45 ( 25/05/2014 19:39)
SITE SECURISE MISY OLANA https://www.facebook.com , https://www.twitter.com , https://www.skype.com .
Tahaka Telephone : eidolon ZT-E 66 sy ANOKING N77 , Samy NOKIA DUAL SIM Misy Olana Pejy Securise Tsy Mety Misokatra Pejy. Tephone ANOKING N77 NOKIA misy olana pejy tsy mety anoratana fandesana publifi... tohiny
sahia ( 23/05/2014 06:58)
VOLO MIHINTSANA
Mba inona ry zareo no tokony atao amin'ireny volo mihintsana ireny fa ny an'ilay vadiko woa isa-maraina avy mibango volo dia indroa n'ny tanana no raraka sy raofina aveo amin'ny tany an? volon-doha no... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 07/04/2015 18:58
sahia ( 23/05/2014 06:32)
TEE SHIRT
Mba aiza woa no ahitana ny mpivarotra ireny " T Shirt NAMANA SERASERA" ireny e, omaly mantsy zah nahita olona nisalotra ilay izy, teny ambony taxi be zah dia tsy afaka nidina fa rah toa ka nandeha an-... tohiny
novalian'i sahia ny 10/07/2014 07:27
Maranatha ( 23/05/2014 05:19)
DRAFITRY NY FAMONJENA : FAHAMARINANA SY FAMINDRAM-PO
[color=red]FAHAMARINANA SY FAMINDRAM-PO[/color] [color=blue]« Rahona sy haizim-pito no manarona Azy ; fahamarinana sy fitsarana no fanorenan’ ny seza fiandrianany. » Salamo 97 : 2[/color] [colo... tohiny
novalian'i Maranatha ny 26/05/2014 07:02
Maranatha ( 22/05/2014 12:53)
MIKASIKA NY DRAFITRY NY FAMONJENA NO ZARAINA HO AN'IREO IZAY TSOM-PO MANOMBOKA ETO
[color=red]ANRIAMANITRA DIA FITIAVANA[/color] [color=blue]« Ary isika efa mahalala sy mino ny fitiavan’ Andriamanitra antsika, Andriamanitra dia fitiavana ary izay mitoetra amin’ ny fitiavana no... tohiny
novalian'i Maranatha ny 26/05/2014 07:00
100tinl ( 22/05/2014 12:24)
olona matory sa maty dia avy eo mitsanga-ko velona indray !
misy ny maty natsangan'ireo mpanompon'Andriamanitra dia velona indray , toy izany koa ILay Mesian'Andriamanitra ,velona dia niakatra any an-danitra : ny Baiboly no manamarina izany ; fa ahoana ny amin... tohiny
sahia ( 22/05/2014 05:07)
Tadiom-pitiavana
Ato no eritreretiko fa mety hampidirana ity fanontaniako ity nefa raha diso aho dia miala tsiny mialoha, ilay tantara an-tsoratra hoe "TADIOM-PITIAVANA" nosoratan'i Kelymaditra toa TSY HITA HATRAMIN'... tohiny
novalian'i hery ny 22/05/2014 07:49
mamonjy1 ( 21/05/2014 14:34)
666,marikan' ilay bibidia.Inona ny dikany hoe mandray marika 666 ,ary efa misy ve io marika io sa mbola ho avy.
Voninahitra Hoan'ilay mipetraka eo amboniny seza fiandrana sy ny zanak'ondry,ary ny fanahy masina. miarahaba atsika tsirairay avy,sady mirary soa. Imbentsaka ny soratra masina no milaza momba ny mar... tohiny
novalian'i endriny ny 29/05/2014 19:03
saraih ( 20/05/2014 09:15)
Filazana maika
Ampahafantarina isika Malagasy fa ny mpanompo vavin'Andriamanitra Soeur Fabiola izay efa maty 3 andro 3 alina nampahitan'i Jesosy Kristy ny lanitra sy ny helo t@ Janoary 2013 dia maty indray ny Alatsi... tohiny
novalian'i bichette ny 02/06/2014 11:45
Langoro318 ( 19/05/2014 12:50)
SOS "Homosexualité"
Tena loza ray olona fa angamba iezahan'ireto vazaha ratsy fanahy ireto ampidirana eto amintsika ity fiarahan'ny lahy samy lahy sy vavy samy vavy ity a! Ny horonantsary rehetra manintona ny tanora anke... tohiny
sahia ( 19/05/2014 11:41)
Inona ny MARINA amin'ireto Jirama ireto e?
Tena tsy azoko mihitsy ny fomba fiasan'ireto Jirama ireto e, izahay efa tamin'ny JUIN 2010 no nahaloa ny devis amin'ny fampidirana herin'aratra, hatramin'izao dia mbola tsy mivaly , KANEFA NY OLONA NA... tohiny
endriny ( 19/05/2014 11:20)
Tena talanjona aho nahita ilay Filoha Koreanina mitanondrika sy miankohoka amin'ireo fiankavian'ny namoy havana
Asa rahoviana ny mpitondra sy ny mpitantana andraikitra eto amintsika no mba hanao toa ireny? Rahoviana re no mba hisy mpitondra hiaiky fa diso eto amintsika e? Na mpiandraiki-draharaha hifona amin'ny... tohiny
saho ( 18/05/2014 16:41)
Fahalotoana na tanana na olona, na ireo mpitondra ve?
Iza no sahy handray andraikitra zao, rehefa tsy teo aloha , aleo ny ho avy tsinjovina Tena miparitaka Amin ny Net ny fahavoretran ireo mpandray andraikitra sy ireo tompon ny fahefana Mahamenatra ny t... tohiny
ravatorano ( 18/05/2014 16:21)
Bare 2 ouganda 1
Sambany mba tsy hitenenana hoe "mba" nandresy ny ekipa nasionalitsika tamin ny foot anio tany mahajanaga.Za aloha raha nijery ilay lalao tamin ny TVM dia nahatsapa fa zakan dry zalahy ilay ougandais .... tohiny
ANDRIAMENA45 ( 18/05/2014 15:11)
ECAR ST VINCENT DE PAUL VANIANANA MASINA ANY ANOSIVOLAKELY 31MEY SY 1JIONA 2014
MANETANA MPINO KRISTIANINA HANAO VANIANANA MASINA ANOSIVOLAKELY TOERANA NISEHOANY MASINA MARIE . AHOANA HEVITRAREO MAKASIKA IZANY?... tohiny
ANDRIAMENA45 ( 18/05/2014 15:04)
GENIESPACE
MAKASIKA FAMORONANA ORIASA MILA MANANA DIPLOMA BAC . MISY FIOFANANA . CREATION ENTREPRISE . JEREO PAGE FACEBOOK GENIESPACE , PAGE GOOGLE GENIESPACE .... tohiny
ANDRIAMENA45 ( 18/05/2014 14:59)
X8 MADAGASCAR .
X8 MADAGASCAR , DANCE , ZUMBA , LOISIR , SPORT , CUISINE , BUREAUTIQUE , INFORMATIQUE , PISCINE , .... TEL 034 42 138 88 / 033 15 138 88 www.x8madagascar.com . ... tohiny
ANDRIAMENA45 ( 18/05/2014 14:53)
AD CLICK XPRESS
MITADY OLONA 10 MBA HIASA MAKASIKA INTERNET MISY FORMATION www.adclickxpress.com tel 033 61 525 47 ora fisokany birao 8ora30 katraminy 11ora30 maraina lundi au vendredi . mila mitelephone aloha vao ma... tohiny
novalian'i ora ny 06/06/2014 09:13
ANDRIAMENA45 ( 18/05/2014 14:46)
TELEPHONE DAXIAN YAO389 MILA FITANDREMA NY MAMPIASA AZY.
TELEPHONE DAXIAN YAO389 RAHA VAO SUPPRIME PROFIL GPRS MATY STRAP . TSY MAHAZA PUCE USIM KOA. TELEPHONE PAS ASSEZ MEMOIRE LAVA.... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.9664