Fahalotoana na tanana na olona, na ireo mpitondra ve?

1. saho ( 18/05/2014 16:41)
Iza no sahy handray andraikitra zao, rehefa tsy teo aloha , aleo ny ho avy tsinjovina
Tena miparitaka Amin ny Net ny fahavoretran ireo mpandray andraikitra sy ireo tompon ny fahefana

Mahamenatra ny toy itony

https://fbexternal-a.akamaihd.net/safe_image.php?d=AQBeswZTOoww-yW-&url=http%3A%2F%2Fi1.ytimg.com%2Fvi%2FV_vttusmwPQ%2Fmaxresdefault.jpg&jq=100
http://www.youtube.com/watch?v=V_vttusmwPQ&feature=share

2. Fitokisana ( 06/06/2014 11:10)
Fa le izy kosa hoy aho, mila fiarahamiasan'ny tsirairay e! Marina fa tokony handio ny tompon'andraikitra. Fa ny vahoaka koa tokony handray ny anjarany.

Mila fanentanana anefa izany. Ny fanalebiazana ny zaza koa tsy atao ambanin-javatra: rehefa toetra niaranarana hatramin'ny kely manko de tsy adino na efa lehibe aza( fahadiovana io, tsy ny vatana fotsiny na ny trano fa ny manodidina ny tsirairay.)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1525