Tadiom-pitiavana

1. sahia ( 22/05/2014 05:07)
Ato no eritreretiko fa mety hampidirana ity fanontaniako ity nefa raha diso aho dia miala tsiny mialoha, ilay tantara an-tsoratra hoe "TADIOM-PITIAVANA" nosoratan'i Kelymaditra toa TSY HITA HATRAMIN'IZAO NY TOHINY E, sa efa mba nisy nivoaka any fa tena tsy hitanay, teo amin'ilay pejy faha 88 izao no nijanona ilay izy dia .....Mba azo tohizana amin'izay ve e? Te hahita ny fiafarany izahay. Misaotra !
novalian'i hery ny 22/05/2014 07:49
2. hery ( 22/05/2014 07:49)
Toa nijanona tampoka ilay izy

Ity ny email-n'ny mpanoratra

tadiompitiavana@gmail.com
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1829