poivre vert

1. ora ( 24/06/2014 09:03)
nisy fandaharan izay tamin'ny fahita lavitra mikasika azy io fa tena tsy tratrako, sao mba misy afaka manome izay zavatra tsara entin'io poivre vert io nareo azfd, dia ahoan ny fomba fampiasana azy io, potipotehina ve sa atao amin'iny bolongany boribory iny? mankasitraka amin'ny valiteny sahady ô
2. courriel772 ( 25/11/2014 17:59)
mety daholo na potserina na izy boribory. De préférence ilay frais fa tsy ilay maina raha misy. Matetika afangaro amin'ny lelanomby na ny gana ritra.
3. ora ( 27/11/2014 06:55)
Mankasitraka indrindra ô

courriel772:

mety daholo na potserina na izy boribory. De préférence ilay frais fa tsy ilay maina raha misy. Matetika afangaro amin'ny lelanomby na ny gana ritra.
4. mpisotrtoaka ( 16/01/2015 08:23)
Ilay maina efa maintimainty iny nefa no tena tsara !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2002