Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Maranatha
(
04/09/2014 08:50)
ILAY BIBI-DIA NIAKATRA AVY TAMIN'NY TANY
Ilay teo aloha niakatra avy amin'ny ranomasina (olona na vahoaka be) ity kosa niakatra avy @ tany. [color=blue] « Aoka ny Zanak’ Andriamanitra mpitandrina ny lalàna, tsy hijanona am-pahanginana fo...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 12/09/2014 20:09
endriny
(
03/09/2014 21:52)
Na ny CNTV afrika aza tsy nilaza ny momba ny dian'ny i mpisolokky Kolo Roger tany Sina
Dia mahagaga rey olona fa raha tena anton-dia ofisaly no nandehanan'i Kolo Roger tany Sina fa tsy ilay fiavoratana tany eto Madagasikara dia tokony mba ho hita tao amin'ny CNTV.cn ny mikasika ny dia...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 05/09/2014 04:18
hery
(
03/09/2014 13:46)
Parodies Hanambady aho
Be dia be ny hitady ny parodies-n'i Hanambady aho an'i Gangstabab ato ho ato ka aleo hapetraka eto izay hita
ravalomanana vs rajaonarimampianina
hery an? hody aho
hody ahoana ianao
hody aho ko
fa hod...
tohiny
novalian'i aleix ny 07/12/2014 23:18
moustaraf
(
03/09/2014 12:43)
iza no namorona ny anarana devoly, satana, losifera?
Salama,
Tsy hita ao amin'ny baiboly fototra koa manko ireo anarana ireo,
kanefa maro be ny fiangonana no miady sy mandroaka an'ireo isan'andro!!!
...
tohiny
novalian'i moustaraf ny 14/09/2014 09:19
bichette
(
03/09/2014 11:46)
le pape invoque lucifer en plein culte
le pape invoque lucifer en plein culte
http://www.youtube.com/watch?v=Uvj8fnXAIg4
http://www.youtube.com/watch?v=RBBq3cuCUxI...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 16/09/2014 03:07
Randri87
(
03/09/2014 10:14)
Mitady tovovavy tena kristianina, virjiny, madio fitondratena.
Miarahaba antsika rehetra,
Mety misy mahita somary hafahafa kely ihany ngamba ity lohahevitra ity fa apetrako mba ahitana ny hevitry ny tsirairay koa, mipetraka ny fanontaniana hoe : mba firy isan-ja...
tohiny
novalian'i fanantenanaFitiavana ny 23/10/2015 09:19
endriny
(
03/09/2014 05:24)
Mirongatra ny asan-dahalo eto Antananarivo sy ny Manodidina
Tanana maromaro eny amin'ny faritra Avaradrano no voatafika omaly alina......
tohiny
novalian'i endriny ny 10/09/2014 06:34
Rahomainty
(
02/09/2014 15:18)
inona no afaka ataoko?
Salama tsara daholo ô!
Efa ho dimy taona izay aho no nitia olona iray aho. Tiko izy ary izy koa tia ahy. Ny olana anefa dia izao, cousine-ko izy io. Telo taona niarahana izahay dia nana-pakevitra a...
tohiny
novalian'i tiris8786 ny 30/04/2015 16:41
rabaradaka
(
02/09/2014 10:56)
Feno ny fepetra hionganan'ny gouvernement Kolo
Nanoratra teto aho hoe ho avy ny fotoana hahafeno ny fepetra hirodanan'io gouvernement io, ankehitriny feno tanteraka ny fepetra. Raha tsy manova gouvernement ao anatin'ny fotoana fohy (15 à 30 andro...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 08/09/2014 04:30
vonynive
(
02/09/2014 10:43)
SIM SEPT 2014
HETSIKA LEHIBE
Salon de l’Industrie de Madagascar (SIM 2014)
izay hatao ny 11 ka hatramin'ny 14 Septembre 2014
toerana : lapan'ny fanatanjahantena Mahamasina
MIVIDY NY VITA GASY AHO, TOMBONY HO A...
tohiny
endriny
(
02/09/2014 04:33)
Androany dia andro tokony tsy iasana raha ny andro Malagasy
Talata giraobaka, dia andro tsy iasana amin'ny Malagasy. Saingy io no itarafana ny fototra maha tatsinanana antsika. Ny isa efatra mantsy no isa ratsy indrindra izay mifandraika amin'ny alakamisy, iza...
tohiny
endriny
(
02/09/2014 04:21)
Lakana bozaka ve ahatafita ranomasina?
Io no fanontaniako ho anareo rehetra mino fa misy rà Jiosy ny Malagasy. Ary ho an'ireo tena mino fa taloha be tany dia nisy Jiosy tonga teto...
Lakana vita tamin'ny bozaka no mba lakana nanan'ny Jio...
tohiny
vonynive
(
01/09/2014 12:27)
FOARABEN'NY FOFIFA
Tontosa tetsy amin'ny tany malalaka manoloana ny Lapan'ny Tanàn'Antananarivo ny hetsika nataon'ny FOFIFA na ny Foiobem-pirenena momba ny Fikarohana ampiharina amin'ny Fampandrosoana ny eny Ambanivohi...
tohiny
novalian'i vazivazo ny 30/09/2014 05:34
endriny
(
01/09/2014 04:05)
Tantara
Tokony mba misy lohahevitra mikasika ny tantara mihintsy, fa toa very anjavony ny tantara rehetra...
tohiny
endriny
(
01/09/2014 03:56)
Rabaradaka mbola manantena an'i Guy Rivo Randrianarisoa.
Rabaradaka... Jereo amin'ny asany ny olona fa aza amin'ny teniny..
Asa fa nisy olona niteniteny foana teny ambony taxibe be hoe: "Guy Rivo Randrianarisoa no andragsan-dRa8, nefa tsy hainy fa io no mp...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 11/09/2014 06:02
rabaradaka
(
31/08/2014 10:05)
Ohatry ny menatra izany aho
ohatry ny menatra aho fa toa izaho irery no tena be vavay sy mpanoratra eto amin'ity serasera ity, tsy hoe tambanivohi-dahy basy vava akory anefa ny tena...
tohiny
novalian'i sahia ny 26/01/2015 07:51
rabaradaka
(
31/08/2014 10:00)
Aza mba miavonavona sy manalikalika olona ihany ry reto a
Mba eritreritra mandalo ry reto a, aza mba miavonavona sy manambany olona ihany fa hay samy ho faty daholo ary tandremo fa mety ilay mpiavonavona sy mpanambany ary mpanalikalika olona iny no ho faty a...
tohiny
rabaradaka
(
30/08/2014 09:35)
Maninona tokoa no miady foana ny vinanto sy ny rafozana e ?
Maninona tokoa no miady foana ny vinanto sy ny rafozana e ?...
tohiny
novalian'i shala ny 06/05/2015 01:44
rabaradaka
(
30/08/2014 09:19)
Tokony hametra-pialana faran'izay haingana ny Ministre Rolland Ravatomanga fa tsy miandry esorina
Raha lehilahy misaina ingahy Rolland RAVATOMANGA, Minisitry ny Fambolena dia tokony hametra-pialana tamin'ny fandalovan'ny valala teto Antananarivo iny. Valala aza tsy voafehiny ka mainka ny raharaham...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 31/08/2014 10:03
Nintsievagio
(
29/08/2014 19:21)
netfrawork3.5(incl..2.0 3)
ahoana ny fomba instalena net framwork 3.5 @ windows8 fa tena sahirana mahitsy fa izay atao manao erreur daholo....
tohiny
novalian'i lionneljazz14 ny 31/08/2014 19:11
