Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Maranatha ( 18/09/2014 06:05)
TANDINDOMIN-DOZA NY FAHAFAHANA MISAFIDY
« Eny, izay rehetra te-ho velona amin'ny toe-panahy araka an'Andriamanitra, izay ao amin'i Kristy Jesosy, dia henjehina. » 2 Timoty 3 : 12. « Mampiharihary mazava ny fankahalan’i Roma ny Sabata m... tohiny
novalian'i deafed ny 23/09/2014 11:13
hafahafa ( 17/09/2014 12:15)
VISUAL BASIC
Miarahaba ny namana rehetra! Mila fanampiana avy aminareo namana reto a, Tena maniry ny handalina kokoa aminy Access Visual Basic za,efa nanao nianatra iany tany ampenarana fa aminy akapobeny fotsiny ... tohiny
novalian'i nilex ny 10/02/2015 14:02
simplet400 ( 17/09/2014 10:36)
lohahevitra fitariam-bavaka
Miaraba antsika rehetra, Mpianatra katekomena ny tenako. Tsorina ny marina fa tsy mbola mahay mitarika fotoam-pivavahana izany. Hisy anefa ny fotoana tsy maintsy anaovana izany. Ko dia manontany hevi... tohiny
novalian'i yohanan ny 17/09/2014 12:01
miarana ( 17/09/2014 08:27)
Ireo nivoaka farany
Mba te hahala aho oe inona ny CPU nivoaka farany. - Refference - Socket - Frequence Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i sitlo ny 29/10/2014 20:57
vonynive ( 17/09/2014 07:57)
Sampan-draharaha misahana ny herisetra amin'ny vehivavy
Ireto ireo sampandraharaha azo antonina raha sendra tratran'ny herisetra ny vehivavy - ny fokontany - ny polisy - ny Polisy misahana ny heloka mamoafady sy ny zaza tsy ampy taona P.M.P.M Tsaralalàna ... tohiny
novalian'i Strong3 ny 20/01/2015 10:51
vonynive ( 17/09/2014 05:37)
MANATONA NY VAHOAKA NY ASA SORATRA, NY ASA TENY, NY ASA SARY
MANATONA NY VAHOKA NY ASA SORATRA , NY ASA TENY, NY ASA SARY Ny fiaraha-miasan’ny ORTANA sy ny Ministeran’ny Asa Tanana, ny kolotsaina ary ny vakoka, sy ny SYNAL, FAVI, FMTS ary ny CUA dia manato... tohiny
rabaradaka ( 16/09/2014 10:39)
Jean Max, saribakolin'ny HVM
Ity Jean Max ity dia tena saribakolin'ny HVM mihitsy, ary na dia hita sy fantatra aza fa hoe tsy fanaraha-ndalàna dia manao ankisisika foana izy. Raha fahaizana aloha dia sahy miteny aho hoe tsy maha... tohiny
Charoumeni ( 16/09/2014 10:36)
Fanafody homéopathique sy ny finoana
Miarahaba ny namana rehetra eto amin'ny serasera.org Misy pretra indiana iray izay milaza fa tsy azo ampiasaina ny fanafody homéopathique fa misy demony hono. Ahoana ny hevitsika amin'izany?... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 29/09/2014 18:10
andree ( 15/09/2014 11:44)
Ampefy
Miarahaba, mba te hifety anniversaire any Ampefy any aho. inona avy kay ny karazana hotel, parc, ... misy any ? ny activité afaka atao any ? Misaotra... tohiny
miarana ( 15/09/2014 08:49)
Iza no mahay ?
Misy amintsika ve mahatadidy : 1 - Taiza ary ny fihaonana mivantana voalohany niarahan'ny namana teto amin'ny serasera ? 2 - Milaza mpikambana vitsivitsy nanatrika izany 3 - Inona ny sakafo niroso t... tohiny
shala ( 14/09/2014 04:30)
mba miangavy
Miarahab ny mpisera rehetr.aty an tanin olona aho ary tena irery.noho zany ts mb manan fialambeoly maro afats ny mihaiahno hira mb .mafinaritr ahy.ka mb miangavy@nareo namana mb omeo titre re o mpihi... tohiny
novalian'i hery ny 14/09/2014 21:26
Rahomainty ( 13/09/2014 07:19)
Fa nahoana kay no .... ?
Mpifankatia ray no miresaka dia anisan'ny resaka niainga tao ny hoe: malala a! tinao aho, Inona ary no hiarahanao @ko? inona no hitiavanao ahy? Dia namaly ilay olo-tiany nanao hoe: - Tiko ianao sat... tohiny
novalian'i TenWords ny 30/09/2015 13:28
moustaraf ( 12/09/2014 17:47)
"IZAHO NO KINTAN'NY MARAINA": LOSIFERA ,Apok 22:16
1. kintan'ny maraina : losifera Yeshua milaza ny tenany ho losifera APOK 22:16 Nahoana ankehitriny no ilay rain'ny lainga indray no antsoina hoe Losifera: kintan'ny maraina? ??... tohiny
novalian'i moustaraf ny 19/09/2014 10:37
vonynive ( 12/09/2014 13:37)
AKANY FAMPIANTRANOANA NY VEHIVAVY TE HISINTAKA
Vokatry ny fikaonan-doha nataon'ireo mpikambana ato amin'ny tambazotra TIHAVA izay nanadihady ny tombontsoa sy ny sakana sedrain'ny vehivavy iharan'ny herisetra te-hisitraka ny "Zo hisintaka " , ny ak... tohiny
vonynive ( 12/09/2014 13:36)
AKANY FAMPIANTRANOANA NY VEHIVAVY TE HISINTAKA
Vokatry ny fikaonan-doha nataon'ireo mpikambana ato amin'ny tambazotra TIHAVA izay nanadihady ny tombontsoa sy ny sakana sedrain'ny vehivavy iharan'ny herisetra te-hisitraka ny "Zo hisintaka " , ny a... tohiny
novalian'i vonynive ny 16/09/2014 05:28
sahia ( 12/09/2014 08:00)
NAMANA TSY FANTATRA MAZAVA
Ho anareo tompon'andraikitra voalohany ato amin'ny serasera no tena iantefan'izy ity: Mba azonareo hazavaina ve hoe MANINONA NO TSY MISY MIPOITRA eo amin'ilay hoe namana rehetra rehefa mba hijery ny m... tohiny
novalian'i ora ny 02/05/2016 04:17
Maranatha ( 12/09/2014 05:21)
NY SARIN'NY BIBI-DIA
Bibidia iray hafa fa mitovy tanteraka @ ilay bibidia voalohany (izay no maha sary azy) [color=blue]« Ho avy ny fotoana izay hanenjehana ireo vahoakan’ Andriamanitra satria manamasina ny andro fahaf... tohiny
novalian'i moustaraf ny 15/09/2014 18:43
Maranatha ( 12/09/2014 05:17)
ILAY BIBI-DIA NIAKATRA AVY TAMIN'NY TANY
Averiko eto aloha ity alohan'ny handrosoako lohahevitra hafa fa misy sahy mamono ilay teo aloha . Ilay teo aloha niakatra avy amin'ny ranomasina (olona na vahoaka be) ity kosa niakatra avy @ tany. [co... tohiny
novalian'i Maranatha ny 17/09/2014 06:18
endriny ( 12/09/2014 03:50)
Araka ny baiboly manaraka ny toetr'andro, Jesosy miakatra eto Jerosalema
Nandray ny findainy Jesosy ary niantso an'i Piera: "mandalova ianareo eny akaikin'ny tombin-dasantsy akaiky anareo indrindra, ary ho hitanareo fa misy moto mijanona eo anoloany. Ka alaivo izay moto mi... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 15/09/2014 14:02
manasoa ( 11/09/2014 12:32)
resaka tao trano sy deco
alefako eto ito hevitra ito fa otrany tsy mahita ato aho ra mety dia misy forum resaka trano sy deco fotsiny http://gasytiadeco.forumprod.com/... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 9.7329