Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Maranatha ( 29/09/2014 06:07)
NY TOMBO-KASEN'AVOINDRINDRA SY NY MARIKY NY BIBI-DIA
[color=blue] Ny famantarana na ny tombokasen’Andrimanitra dia hita ao amin’ny fitandremana ny sabata, naorina ho fahatsiarovana ny famorononana tamin’ny andro fahafito amin’ny herinandro. Nire... tohiny
novalian'i bor2lais ny 04/10/2014 14:54
Lovinda ( 28/09/2014 22:01)
Impiry manao
Mba misy fanontaniana mahalasa ny saiko ry reto an, za vehivavy le manoratra, za sy ny vadiko ry reto dia zara raha manao firaisana an ndraindray indray isambolana ndraindray tsy manao mihitsy 2volana... tohiny
novalian'i Strong3 ny 20/01/2015 11:25
rabaradaka ( 28/09/2014 08:43)
Scandale au sein du Temple FJKM Anosisoa Ambohimanarina
Nitrangan-javatra azo lazaina hoe mampalahelo ao amin'ny FJKM Anosisoa Fitiavana, Ambohimanarina. Nahabevohoka olona ny Mpitandrina ary dia nampahafantarin'ilay vehivavy fa i pasitera no nahabevohoka ... tohiny
ombelline ( 26/09/2014 11:52)
Vohitr'Andriana
Miarahaba, Mba manitikitika ahy , sao mba misy mahalala ny amin'ity "Vohitr'Andriana" ? Ilay toerana fivavahana toa vao notokanana, 100km miala an' Antananarivo . Misy resaka mifanasa tongotra ilay... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 03/10/2014 11:01
mpisotrtoaka ( 26/09/2014 11:49)
CELERON
Salama daholo e ! Za zany manana Dual core izay d ny processeur-ny Celeron d ts mahazaka adobe première sy 3DS max d azo soloana ve io precesseur io !? 2 Go ny RAM... tohiny
hafahafa ( 26/09/2014 11:44)
fanalana torimaso aminy andro atoandro
Salama daolo e! Inona ry zareo no afaka analana torimaso a, Tena ampijaliany torimaso be mitsiny za le ref aminy 12 atoandro ka atraminy 2 eo. Ndraindray de tena mahamenatra mitsiny fa le ref otrany t... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 04/08/2015 16:37
mpisotrtoaka ( 25/09/2014 12:36)
Fanontaniana
Tena manala fofona ny alamo ! Fa inona tokoa ny fanamboarana azy ireny e !?... tohiny
mpisotrtoaka ( 25/09/2014 11:06)
Fanitaran-tsaina
Inona marina no atao hoe Anarchiste !? ... tohiny
novalian'i 5laody ny 05/10/2014 17:42
Maranatha ( 25/09/2014 08:21)
NY FIKOROROHANA EO AMIN'NY VAHOAKAN'I TSITOHA
[color=blue] «Nihena ny isan’io vondrona io. Ny sasany dia nihintsana tamin’ilay sivana sy namela ilay làlana lava. (Jereo Apokalipsy 3: 15, 17. Ireo feno tsy firarahina sy ireo tsy miraharaha, ... tohiny
vonynive ( 24/09/2014 07:52)
ANDRO FIHANOINA IREO VEHIVAVY IHARAN NY HERISETRA
ny TIHAVA,tambazotra miady amin'ny herisetra atao amin'ny vehivavy dia manomana varavarana misokatra hiresahana ireo herisetra mianjady amin'ny vehivavy hisy fandraisana sy fihainoana ireo vehivavy ih... tohiny
vonynive ( 24/09/2014 07:50)
ANDO FIHANOINA IREO VEHIVAVY IHARAN NY HERISETRA
Ny TIHAVA,tambazotra miady amin'ny herisetra atao amin'ny vehivavy dia manomana varavarana misokatra hiresahana ireo herisetra mianjady amin'ny vehivavy hisy fandraisana sy fihainoana ireo vehivavy ih... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 12/12/2014 18:18
sitlo ( 24/09/2014 06:22)
Iza ary io?
. . . [center][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/7e3a9048e68134031552f2897cb617b3.jpg[/img][/center]... tohiny
novalian'i 5laody ny 26/09/2014 12:05
mpisotrtoaka ( 23/09/2014 10:54)
FANITARANTSAINA
Salama daholo ny namana rehetra e ! Inona no tena dikan'ity teny ity "anarchiste" ? Mba hazavao izay mahalala fa sahirana e !... tohiny
rabaradaka ( 23/09/2014 08:02)
Matahotra ny hodian'i Ravalomanana ny HVM
Resa-be fotsiny io fampihavanam-pirenena tanisain'ingahy Rajaonarimampianina etsy sy eroa io. Heveriny angamba fa ny firesahany an'izany no hahazoantsika malagasy famatsiam-bola. Raha tsy manao fampih... tohiny
nilex ( 23/09/2014 08:00)
HO AIZA ISIKA GASY E
Mampalahelo fa tsy misy mihevitra izay hoavin'ity firenena ity intsony ny mpanao politika malagasy fa dia samy manao izy maha metimety ny tenany sisa e.Natao ny fifidianana teo mba hoe hisian'ny fanan... tohiny
novalian'i hafahafa ny 24/09/2014 12:52
nilex ( 23/09/2014 07:49)
VITSY NY TENA MPIVAVAKA
Mampalahelo tokoa fa vitsy dia vitsy tokoa ny olona tena mivavaka sy efa nandray ny Tompo fa ny mahagaga anefa dia tena betsaka be tokoa ny olona mankany ampiangonana.Ny olona va no mafy fo? sa ny fam... tohiny
novalian'i RBNIR ny 03/10/2014 02:48
tiavanafi ( 22/09/2014 17:59)
mitady site balle friperie
Mitady site mba azo antok ani frantsa sao mba misy mahalala ato Icomandina ball friperie aty Mayotte Svp merci !... tohiny
Maranatha ( 22/09/2014 06:28)
NY FAMPAHORIANA SY NY FIHEMORAN'NY FANJAKANA
[color=blue]« Rehefa ny firenen-tsika (Etas unis) hamoaka lalàna mandritra ny fivorian’ireo mpanao lalàna izay mikendry ny sain’ny olona tsirairay mikasika ny tombontsoa ara-pivavahana , ka ha... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 22/09/2014 10:55
booboo ( 20/09/2014 18:50)
Mampalahelo ...
http://www.ladepeche.fr/article/2014/09/20/1955676-mere-trois-enfants-tuee-coups-couteau-compagnon-arrete.html Handry am-piadanana anie ilay renim-pianakaviana, ho " sitrana " anie izy 3 mianadahy...... tohiny
johari8 ( 19/09/2014 17:15)
Tolory tanana ny kamboty
Izy telo mianadahy kamboty kely dia manentana antsika mba andray anjara amin'ny operation CAKE izay karakarainy. Izy io dia tolo tanana entin'izy ireo miditra mianatra. Sarany: 5000ariary Izany dia ra... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.3416