Mampalahelo ...

1. booboo ( 20/09/2014 18:50)
http://www.ladepeche.fr/article/2014/09/20/1955676-mere-trois-enfants-tuee-coups-couteau-compagnon-arrete.html

Handry am-piadanana anie ilay renim-pianakaviana, ho " sitrana " anie izy 3 mianadahy... Nalahelo mafy mihitsy aho namaky ilay vaovao...
2. hery ( 21/09/2014 12:22)
Mampalahelo. Efa lasa biby ny olona.

3. mirananirina ( 28/09/2014 10:43)
Tsy ny vazaha irery no biby fa ny Malagasy no pire. Tena mahonena tokoa snif snif.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2298