Impiry manao

21. iriantso15 ( 08/01/2015 05:40)

Lovinda:

Mba misy fanontaniana mahalasa ny saiko ry reto an, za vehivavy le manoratra, za sy ny vadiko ry reto dia zara raha manao firaisana an ndraindray indray isambolana ndraindray tsy manao mihitsy 2volana, mba lasa ihany ny saiko hoe normal ve zany, averiko fa tia manao be daholo anie ny lehilahy e, sampona ve ny vadiko sa ahoana , miandry azy foana aho isankariva fa mody matory taraiky foana izy, niova mihitsy izy fa taloha nefa manao matetika ihany , marihina fa mbola tanora zahay 2 ka tokony mbola hahavita manao tsara sy betsaka mihitsy.Miezaka manao ze hanintona azy aho fa otrany tsy interesse mihitsy izy dia leo be koa za ny farany.Inona no tokony mbola ataoko?
sao de ts mikarakara vatana kosa enw de leo izy?hihi
22. iriantso15 ( 08/01/2015 05:41)

Lovinda:

Mba misy fanontaniana mahalasa ny saiko ry reto an, za vehivavy le manoratra, za sy ny vadiko ry reto dia zara raha manao firaisana an ndraindray indray isambolana ndraindray tsy manao mihitsy 2volana, mba lasa ihany ny saiko hoe normal ve zany, averiko fa tia manao be daholo anie ny lehilahy e, sampona ve ny vadiko sa ahoana , miandry azy foana aho isankariva fa mody matory taraiky foana izy, niova mihitsy izy fa taloha nefa manao matetika ihany , marihina fa mbola tanora zahay 2 ka tokony mbola hahavita manao tsara sy betsaka mihitsy.Miezaka manao ze hanintona azy aho fa otrany tsy interesse mihitsy izy dia leo be koa za ny farany.Inona no tokony mbola ataoko?
23. iriantso15 ( 08/01/2015 05:44)
karakarao le zavatr fa hazoto hinana izy e?hihi
24. iriantso15 ( 08/01/2015 06:13)

iriantso15:

karakarao le zavatr fa hazoto hinana izy e?hihi
vazivazy io LOVINDA fa kosa tsis diso a?
lehilahy za no miteny
25. mpisotrtoaka ( 12/01/2015 05:16)
Reraka aky izy a ! Zay fotsiny ! Na tsy ampy fifampizarana ianareo roa !
26. Strong3 ( 20/01/2015 11:25)
tsy normal mihitsy izany na ahoana filaza na ahoana!

_ na marary ny vadinao
_ na voky any ivelany arakan'ny tenin'ny sasany eny ambony
_ na manana tanjona amin'ny sport ataony (raha tena fan izy)

ireo ihany no zavatra mety hisy; fa resaka fotsiny be raha mamorona akohatran'ireo...
Misy cas particulier aloha hoe ; mety hoe tsy dia salama saina , na tena diso kely ny tahan'ny hormone maha lhl azy angamba.

izy ve anefa mba be mony eny amin'ny tarehy na lamosina ; na koa mba matavy tsara sy boukouny...
_ fa raha sanatria ka ; tsy misy mony mihitsy na tsy matavy na tsy boukouny na fisa-boudy ; dia mihevera tena fa manao rs any ivelany izy izay.

Teneno izy mba hanantona sexologue ianareo. fa raha resahana milamina tsra izy amin'ny antony mampahalaikomana azy dia tsy sarotra azy ny hanaiky hoany.

mazotoa fa mora tsaboina izany eh! o_o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2124