Tolory tanana ny kamboty

1. johari8 ( 19/09/2014 17:15)
Izy telo mianadahy kamboty kely dia manentana antsika mba andray anjara amin'ny operation CAKE izay karakarainy. Izy io dia tolo tanana entin'izy ireo miditra mianatra.
Sarany: 5000ariary
Izany dia raisina ny 30 septembre 2014 ho avy izao eo 67ha.

Misaotra mialoha amin'ny fandraisanao anjara.

` Ilaozy ny zanakao ho kamboty ary ny vadinao hananon tena fa izaho no hiahy azy hoy Tompo ยด

Contacte: 032 75 382 82
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.112