Liste des messages
Liste des messages, inserés par hafahafa, par ordre de date
hafahafa
(
06/03/2015 06:51)
Ita ny squelet be any Goliata.
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/09b4daf02ccf8f4dac2c9bfa07f410b9.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/09b4daf02ccf8f4dac2c9bfa07f410b9.jpg[/img][/url]
...
suite
répondu par endriny le 11/03/2015 14:17
hafahafa
(
20/02/2015 06:47)
Tamberina/ Fahatsiarovana ny fahiny
Miarahaba antsika rehetra ndray e!
Iza no afaka mba mitantara kely ireo toerana fiarahana taminy olon-tiany taloha?
Aiza no tena mba tinareo na mahavantana anareo rehefa mandeha?
Inona no mety mba nah...
suite
répondu par Maningana le 11/03/2015 06:56
hafahafa
(
02/02/2015 11:05)
Tamberina: Tany ampianarana fahiny
Miarahaba antsika rehetra ndray e!
Mahafinaritra b lay tsiaro talo fony mbola tany ampianarana e!
Ndao ndray hifampizara ireo tsara sy ratsy nolalovana talo tany ampenarana e!
Manasa antsika rehetra h...
suite
répondu par Hasnfan le 10/09/2015 09:59
hafahafa
(
29/01/2015 07:07)
Ny fifadiana Kisoa
Miarahaba antsika namana rehetra ndray e!
Hono hoa ry zareo:
-Ny fiarahana aminy Jesosy Kristy ve misy fombafomba?
1-Inona marina no tena Tsy hinanan'Ireo namana sasany ny Kisoa?
Ireo kisoa bobaka b a...
suite
répondu par NomeniavoFiderana le 29/10/2019 15:16
hafahafa
(
15/01/2015 10:59)
Tsimberina
Miarahaba daholo ny namana isany e!
Iza no mba mahatadidy kely ny sandambola tany aloha tany e!
Otrinona no mba vola nomeny olona anareo taloha nefa nahafaly sy nahazahoana zavatra.
Misaotra antsika ...
suite
répondu par ora le 17/02/2015 07:01
hafahafa
(
14/11/2014 10:12)
Ny silak'ilay vato nanoroatana ny didy folo hita teto madagasikara
Miarahaba daolo!
Nisy fotoana tany aminy taona 2009 tany sendra nanao vacance tany Fianarantsoa zahay ka sendra nihaino radio no naheno tampoka t@ fandaharana fa ny silak'ilay vato nanoratana ny didy ...
suite
répondu par andry 1000 le 13/04/2015 05:54
hafahafa
(
27/10/2014 12:56)
Fanentanana antsika rehetra lovecover 2014
Salut. MIHARIVOLA & D-CIBL ihany. misaotra betsaka anao nanohana anay hatrany am lovecover. raha tsy teo ianareo namana tsy mitohy ny lalana. merci beaucoup :) ity ny lien makao am lovecover dia mba m...
suite
hafahafa
(
27/10/2014 10:06)
Concours
Misokatra ndray izao ty ny Concours aminy fanjakana.
Efa misy resaka mandeha sahady fa mila mandoa vola sy mahafatatra olona vao afaka.
Mbola azo heverina ve fa misy fanantenana ho anireo mpianatra ni...
suite
répondu par andry 1000 le 13/04/2015 06:22
hafahafa
(
27/10/2014 09:50)
mivadika ny globy
Tena mahagaga mihintsy fa to lasa misarizoro aminy bandy efa manambady daolo ny sipa kely,ry zala ve efa ela nietezana de lavavolo de mora aminy ny mikoty sipa kely sa mampiasa vola?
Le sipa kely ko t...
suite
répondu par hery le 14/11/2014 10:51
hafahafa
(
01/10/2014 08:04)
Atodin'Omby
Miarahaba daolo o!
Za ry zareo tena efa atraminy mbola kely no naheno an'ty Atodin'Omby ity ka mba liana za ny hafatatra ny tena marina aminy le izy.
Zavatra tena misy ve izy io sa anarana entina ilaz...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 03/09/2020 19:41
hafahafa
(
26/09/2014 11:44)
fanalana torimaso aminy andro atoandro
Salama daolo e!
Inona ry zareo no afaka analana torimaso a,
Tena ampijaliany torimaso be mitsiny za le ref aminy 12 atoandro ka atraminy 2 eo.
Ndraindray de tena mahamenatra mitsiny fa le ref otrany t...
suite
répondu par tiris8786 le 04/08/2015 16:37
hafahafa
(
17/09/2014 12:15)
VISUAL BASIC
Miarahaba ny namana rehetra!
Mila fanampiana avy aminareo namana reto a,
Tena maniry ny handalina kokoa aminy Access Visual Basic za,efa nanao nianatra iany tany ampenarana fa aminy akapobeny fotsiny ...
suite
répondu par nilex le 10/02/2015 14:02
hafahafa
(
09/09/2014 10:38)
Mailomailo kely ref mampiaraka an!
Ho antsika rehetra zay ti mandehandeha mapiaraka eny aminy reny sapin reny,tena efa miaratsy ry zareo le fiainana aminizao a,tsis henatra sy taotra tsony le olona,mila mitandrina fa bobaka no efa trat...
suite
répondu par xrayath le 08/12/2015 20:43
hafahafa
(
09/09/2014 10:05)
leo fitiavana
Miarahaba antsika rehetra e! tena mahagaga ry zareo fa tena misy fotoana tena otrany tsy tia vehivavy zany eny na de miresaka fotsiny aza a, otrany oe tsy mampaninona zany na tsy misy miaraka ary mand...
suite
