Mailomailo kely ref mampiaraka an!

1. hafahafa ( 09/09/2014 10:38)
Ho antsika rehetra zay ti mandehandeha mapiaraka eny aminy reny sapin reny,tena efa miaratsy ry zareo le fiainana aminizao a,tsis henatra sy taotra tsony le olona,mila mitandrina fa bobaka no efa tratra a.
Enao varina misakorokoroka na mipetrapetraka le poketra na ny phone efa misy mijoko moramora eo akaikinao eo.
Tsy fatatra na mampiasa zavatra hafa ry zareo fa de tena tsy heno ny akany azy eo, ra mbola vo miaraka vo haingana de otrany lasa mampifamaly ny pisipa ndray le izy.
novalian'i xrayath ny 08/12/2015 20:43
2. mesi ( 09/09/2014 13:32)

hafahafa:

Ho antsika rehetra zay ti mandehandeha mapiaraka eny aminy reny sapin reny,tena efa miaratsy ry zareo le fiainana aminizao a,tsis henatra sy taotra tsony le olona,mila mitandrina fa bobaka no efa tratra a.
Enao varina misakorokoroka na mipetrapetraka le poketra na ny phone efa misy mijoko moramora eo akaikinao eo.
Tsy fatatra na mampiasa zavatra hafa ry zareo fa de tena tsy heno ny akany azy eo, ra mbola vo miaraka vo haingana de otrany lasa mampifamaly ny pisipa ndray le izy.

Ka raha olona efa manambady no manao an'io de tsara ho azy izay , hanatra ho azy , satry matsiravina ny miheritreritra le olona efa manambady mbola misaragotra le sipa kely ireny , ny an'ny sipa kely mo vola ihany ko , tokony ho tonga saina ny lhl efa manambady mbola mampiaraka ihany , fa raha mbola ho an'ry zareo mbola samy mpitovo mo dia mampalahelo ny toetsaian eto amintsika sty misy ataon'ny olona hafa tsy ny hanendaka sy ny angalatra izahy fananano no atao
3. bazylou ( 09/01/2015 12:01)
looooooooooooooooooooooooooool ndrekaky ooo
4. mpisotrtoaka ( 16/01/2015 06:45)
Za zao tsy manambady ry Mesi fa taklen'ny ramatoa efa manana d ahoana zany ? Samia mitandrina daholo ftsn e !
5. Mangarahara ( 19/01/2015 10:19)
ka mba eny @ malalaka sy tsy miafina mampiaraka dia tsy hisy sahy hilaiso zany ny entanao na ilay sipanao e!
6. xrayath ( 08/12/2015 20:43)
mety
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5821