mivadika ny globy

1. hafahafa ( 27/10/2014 09:50)
Tena mahagaga mihintsy fa to lasa misarizoro aminy bandy efa manambady daolo ny sipa kely,ry zala ve efa ela nietezana de lavavolo de mora aminy ny mikoty sipa kely sa mampiasa vola?
Le sipa kely ko tsy hay oe de tena fitiavana ve sa mitady gouter?
Misy ko ny madama de le bandy kely ko no tena tilitiliany,
De aona zany le tanora aiza no hisavily?
novalian'i hery ny 14/11/2014 10:51
2. endriny ( 31/10/2014 06:33)
ILay hazo fanaovana savily koa efa notapahina natao kitay... ahahahhaha
3. hery ( 14/11/2014 10:51)
Samy mahazo ny anjarany eny daholo ihany e :-)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.4018