Fanentanana antsika rehetra lovecover 2014

1. hafahafa ( 27/10/2014 12:56)
Salut. MIHARIVOLA & D-CIBL ihany. misaotra betsaka anao nanohana anay hatrany am lovecover. raha tsy teo ianareo namana tsy mitohy ny lalana. merci beaucoup :) ity ny lien makao am lovecover dia mba manentana anao sy ny namanao izahay mba j'aime ny MIHARIVOLA & D-CIBL Chandelier hatrany. https://www.facebook.com/dlovecover manentana anao ihany koa mba hi-partage io lien io any am namana ary manasa antsika hanentana ny namatsika rehetra hi-clique ny j'aime eo ambanin "MIHARIVOLA & D-CIBL Chandelier"merci bcp bcp (heart) :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1673