Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
rabaradaka ( 11/09/2014 06:11)
ny tontolon'ny ampitso
mba jereo ange ity http://www.mondedemain.org/... suite
répondu par bor2lais le 30/09/2014 12:21
rabaradaka ( 11/09/2014 06:06)
Asa fanaovan-gazety malagasy tsy alehany
Mba ahoana ihany ireto mpanao gazety malagasy omena 5000 ariary dia sahy mamoaka lahatsoratra manindrahindra olona nefa tsy alehany akory. Tsy alehany nama ny journaliste malagasy a ! sady tia vola ne... suite
répondu par mpisotrtoaka le 14/01/2015 05:28
rabaradaka ( 11/09/2014 05:56)
Service minimum à Mahazoarivo
Fampandehan-draharaha tsotra na ilay lazaina hoe service minimum sisa no ataon'ny PM Kolo Roger. Efa tena antomotra io Remaniement io... suite
endriny ( 11/09/2014 04:59)
Matahotra an-dRajabaly ny fitondrana Malagasy le aza, olona iray maharesy fitondrana mamim-bahoaka
Tsy maintsy navotsotra daholo na ny mpiasan'ny JIRAMA, aza satria, gain be ilay hoe mpiasan'ny CIMELTA fotsiny no avoaka. Tsy maintsy navoaka mantsy fa very fihinana ny deba rehetra raha tezitra eo Ra... suite
répondu par rabaradaka le 11/09/2014 05:57
endriny ( 11/09/2014 04:51)
Hono ho'a naninona ny Eksaodaosy no tsy nadika hoe Fandosirana?
Kanefa ny Tantara nadika teny malagasy ihany?... suite
répondu par moustaraf le 12/09/2014 13:09
sylmada ( 10/09/2014 12:06)
Hanatsara ny faran'ny volanao - Paypal, nettler, Egopay...
Vakio de jereo fa maimaim-poana nefa ahazoana vola ny fijerenao pub. Tena mahafinaritra, sady sika malagasy mbola tsy mifanerasera firy @ireto banques virtuelles toy ny Paypal, Nettler, Perfect Money,... suite
hafahafa ( 09/09/2014 10:38)
Mailomailo kely ref mampiaraka an!
Ho antsika rehetra zay ti mandehandeha mapiaraka eny aminy reny sapin reny,tena efa miaratsy ry zareo le fiainana aminizao a,tsis henatra sy taotra tsony le olona,mila mitandrina fa bobaka no efa trat... suite
répondu par xrayath le 08/12/2015 20:43
hafahafa ( 09/09/2014 10:05)
leo fitiavana
Miarahaba antsika rehetra e! tena mahagaga ry zareo fa tena misy fotoana tena otrany tsy tia vehivavy zany eny na de miresaka fotsiny aza a, otrany oe tsy mampaninona zany na tsy misy miaraka ary mand... suite
sylmada ( 09/09/2014 09:40)
Hanatsara ny faran'ny volana
Raha te hanatsara ny karama faran'ny volana ianao, tsy mandany afa tsy 30 mn isan'andro.Tsidio ity site omeko anao ity satria maro ireo olona efa nahita soa http://clicpaidmada.e-monsite.com/ Bonne ... suite
Randri87 ( 09/09/2014 08:59)
Faminaniana momba ny mpampianatra sandoka sy ny mpaniratsira fivavahana
Tamin'ny lohevitra teo aloha no nahatonga ahy hijery ireto verset biblique ireto dia tena nahavariana ahy tokoa rehefa tena namaky tsara aho hoe toa tena mitombina tokoa lay voalazan'izy ireo raha ... suite
répondu par RBNIR le 05/10/2014 04:36
sitlo ( 08/09/2014 21:12)
Ahoana indray ity honohono amin'ny Ice Bucket Challenge ity e?
Hitako eto aloha fa i Maranatha no hiteny voalohany hoe "za tsy efa niteny?" Mariky ny bibidia. hihihi [img]http://www.nouvelordremondial.cc/wp-content/uploads/2014/09/satan-ice-bucket.jpg[/img]... suite
répondu par sitlo le 10/09/2014 20:52
rhaj0 ( 08/09/2014 14:19)
Book of Revelation - Apokalipsy
Mba jereo hozy ny mpandinika... [url=http://religion.blogs.cnn.com/2012/03/31/four-big-myths-about-the-book-of-revelation/?iref=allsearch]http://religion.blogs.cnn.com/2012/03/31/four-big-myths-about... suite
répondu par rhaj0 le 03/10/2014 17:11
endriny ( 08/09/2014 04:27)
Ny fomba fandravan'ny kristianina ny marina
Tsy hilaza intsony isika hoe avy taiza ilay Kristy ary iza marina no nanoratra ny boky. fa ny zava-misy aloha dia mihazakazaka mafy ny Kristianina ankehitriny amin'ny adihevitra ny mety hanalana ny te... suite
répondu par endriny le 11/09/2014 04:48
endriny ( 08/09/2014 04:18)
Misy cookies mananihany be ilay serasera, izany hoe Madagascar izany no anarany
Ary dia tena lasa mainty tampoka ny ecran indraindray... Tsy arako tsara, fa cookies mananihany be ilay izy, raha ilay tracking amin'ny fanaovana pub aloha tsy maninona, fa ity tena mandreraka... Mis... suite
répondu par manoa131 le 11/09/2014 11:43
RBNIR ( 08/09/2014 03:22)
« Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » (Mat. 24:14)
Faly misera amin'ny rehetra indray, 2000 taona izay no nitoriana an'io teny io. Ity filazantsaran'ny fanjakana ity hoy ny teny (tsy filazantsara hafa fa ilay notoriany tamin'izany andro izany no nolaz... suite
répondu par RBNIR le 30/09/2014 18:01
Randri87 ( 05/09/2014 07:52)
Ny “Trosième Secret de Fatima” sy ny ho avin’izao tontolo izao tsy ho ela
Ny Trosième secret de Fatima dia voalaza fa anisan’ny hafatra manokana nomen’i Masina Maria ireo ankizy tamin’ny fisehoana tany Fatima tamin’ny taona 1917. Ny 1er sy ny 2e secret dia efa na... suite
répondu par endriny le 10/09/2014 06:31
mpisotrtoaka ( 05/09/2014 07:27)
HIRAGASY
Salama daholo e ! Sao d mba misy manana document na fahadihadiana mikasika ny hiragasy !?... suite
répondu par mpisotrtoaka le 05/09/2014 07:27
moustaraf ( 05/09/2014 07:23)
Miala voly kely e!
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=677sEB5AyOA[/youtube]... suite
répondu par moustaraf le 06/09/2014 15:01
rabaradaka ( 05/09/2014 04:21)
Bois de rose, manomboka mivoaka ny anarana
Resaka bois de rose : Camille VITAL sy Mamy Ravatomanga no mpitondra tena nanao be ndrindra. Ohatra iray, tratra tany Comores sambo nitondra bois de rose deux conteneurs, nankaiza ireo ? An'i Camille ... suite
répondu par rabaradaka le 16/09/2014 10:41
rabaradaka ( 05/09/2014 04:16)
Any amin'i Ratsiraka Didier ny la clé !
Any amin'ny Amiraly Didier Ratsiraka ny "la clé". Ho hitanao eto ny tohiny tsy ho ela.... suite
répondu par rabaradaka le 19/09/2014 16:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4488