Misy cookies mananihany be ilay serasera, izany hoe Madagascar izany no anarany

1. endriny ( 08/09/2014 04:18)
Ary dia tena lasa mainty tampoka ny ecran indraindray...
Tsy arako tsara, fa cookies mananihany be ilay izy, raha ilay tracking amin'ny fanaovana pub aloha tsy maninona, fa ity tena mandreraka...
Misaotra ny mpikarakara
novalian'i manoa131 ny 11/09/2014 11:43
2. hery ( 08/09/2014 04:28)
Tsy avy ato amin'ny serasera izany ka.
Mety hoe google?
3. endriny ( 08/09/2014 07:05)
Dia tsy haiko aloha ry Hery fa isaky ny manindry serasera aho no tratran'io tamin'ny herinandro a. Fa efa hitako ilay izy fa tsy maninona ka... Mety google tokoa angaha...Fa misaotra betsaka
4. manoa131 ( 09/09/2014 14:24)
Toa tsy nahita an'izany mihitsy aho hatramin'izay an!! Cookie an'ny Google AdSense angamba.
5. hery ( 10/09/2014 07:12)
rehefa ohatra an'ireny dia ataovy copie écran ihany amin'izay mba azo jerena hoe inona ilay nitranga.
6. manoa131 ( 11/09/2014 11:43)
oui chef! hi3
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2558