Liste des messages

Liste des messages, inserés par Randri87, par ordre de date
Randri87 ( 21/10/2014 07:11)
Fanekena vaovao sy fanekena taloha
Miarahaba ny namana rehetra, anisan'ny miteraka ady hevitra matetika ny resaka fifandraisana eo amin'ny fanekena vaovao sy ny fanekena taloha, ny testamenta vaovao sy ny testamenta taloha. Ity verset ... suite
répondu par endriny le 02/11/2014 05:20
Randri87 ( 18/10/2014 12:54)
Ny helo/Afobe
Miarahaba ny namana rehetra, ity dia video hita tao am youtube miresaka ny mikasika ny atao hoe helo afobe , basé tam fahitana ilay izy io. Mampandinika ihany lay izy , ny tena mampalahelo dia hoe hi... suite
répondu par endriny le 02/11/2014 05:25
Randri87 ( 07/10/2014 07:27)
Ny Fahafahana
Maro ireo miresaka fahafahana sns fa rehefa tena dinihina angamba dia ilay fahafahana araka ny fomba fijery kristianina ihany no tena izy : fahafahana amin'ny ziogan'ny fahotana izay hany fahafahana ... suite
répondu par Randri87 le 18/10/2014 12:24
Randri87 ( 09/09/2014 08:59)
Faminaniana momba ny mpampianatra sandoka sy ny mpaniratsira fivavahana
Tamin'ny lohevitra teo aloha no nahatonga ahy hijery ireto verset biblique ireto dia tena nahavariana ahy tokoa rehefa tena namaky tsara aho hoe toa tena mitombina tokoa lay voalazan'izy ireo raha ... suite
répondu par RBNIR le 05/10/2014 04:36
Randri87 ( 05/09/2014 07:52)
Ny “Trosième Secret de Fatima” sy ny ho avin’izao tontolo izao tsy ho ela
Ny Trosième secret de Fatima dia voalaza fa anisan’ny hafatra manokana nomen’i Masina Maria ireo ankizy tamin’ny fisehoana tany Fatima tamin’ny taona 1917. Ny 1er sy ny 2e secret dia efa na... suite
répondu par endriny le 10/09/2014 06:31
Randri87 ( 03/09/2014 10:14)
Mitady tovovavy tena kristianina, virjiny, madio fitondratena.
Miarahaba antsika rehetra, Mety misy mahita somary hafahafa kely ihany ngamba ity lohahevitra ity fa apetrako mba ahitana ny hevitry ny tsirairay koa, mipetraka ny fanontaniana hoe : mba firy isan-ja... suite
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.013