Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rabaradaka
(
07/10/2014 04:53)
Mitaky ny vahoaka malagasy hihetsika ity lahatsoratra eto ity
Mammifères marins : prospection pétrolière en pleine période de reproduction
Publié par : APOI 6 octobre 2014 article sur Madagascar
Lors de la dernière consultation publique organisée au de...
tohiny
rabaradaka
(
07/10/2014 04:25)
Ny mpitondra fanjakana no mahazo tombony amin'ny DINA
Raha resaka DINA no atao indraim-bava dia tsy zava-baovao tamin'ny fiainan-dramalagasy io fa raha ny tantara dia efa tany amin'ny taon-jato faha XVIII no efa nisy dina nifampifehezana. Fa raha asiana ...
tohiny
sitlo
(
06/10/2014 22:36)
Mba ohatrinona any ny nom de domaine .mg?
Manao ahoana daholo.
Mba nijerijery ny vidin'ny .mg tamin'ny internet aho dia toa tena lafo be daholo ny hitako. Efa 10x mihoatra mihitsy.
Ny .com ohatra $10 isa-taona eo, ilay .mg toa $120 mihitsy....
tohiny
novalian'i bazylou ny 06/02/2015 15:48
rhaj0
(
06/10/2014 13:42)
Ny Fampianarana Katolika sy ny Fianakaviana Ankehitrio
Misahotaka ny sangan-dradokodahy... sangisangy zary tenany io, fa toa mandeha be hono ny kaon-doha ao Vatican ao, ka raha ny fahazoako azy, dia toa mieritreritra ny @ ahoana ny Fampianarana "Katolika"...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 19/10/2014 23:28
mpisotrtoaka
(
06/10/2014 08:46)
Fanontaniana
Inona kay no tena asa ataon'ilay ONG SCGM (Search for Common Ground Madagascar) raha ts mahadiso azafady !...
tohiny
Maranatha
(
06/10/2014 05:24)
ILAY FEO MAFY SY ILAY FANOHERANA
[color=blue] … Mbola manana olona ao Babylona anefa Andriamanitra ; ka alohan’ny handatsahany ny fitsarany dia tsy maintsy antsoina hivoaka ireo , mba tsy handraisany anjara amin’ny fahotany ka ...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 09/10/2014 17:37
rabaradaka
(
06/10/2014 05:20)
aza hitako e !
na inona tsy fahaizana na inona hadondronana, rehefa ministre izany ianao dia tokony hiezaka hahay na hifehy teny frantsay sy ny tenin-draznao. I Tabera Randriamanantsoa tsy sahy niteny frantsay mihit...
tohiny
novalian'i Maningana ny 08/10/2014 04:58
rabaradaka
(
06/10/2014 05:17)
Efa eken'ny fiarahamonina malagasy ny sarim-bavy na sarin-dahy
Olona toa anao ary manan-jo toa anao ireny sarim-bavy na sarin-dahy ireny? Tsy vao izao no nisy azy ireny fa efa hatramin'ny ela teto Madagasikara. Mba fantatrao ve fa nisy sarim-bavy 4 ange tao amin'...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 16/10/2014 09:59
rabaradaka
(
06/10/2014 05:09)
Vaovao manamafy ny efa nambara teto ary voaporofon'ny zava-misy
Mitombina daholo ny zavatra notanteriko teto enim-bolana lasa izay, tsy hoe mpaminany akory Rabaradaka na mpamantatra ny ampitso mifono mystère fa olom-pirenena tsotra toa anao, tantsaha aty ambanivo...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 11/10/2014 12:20
rabaradaka
(
06/10/2014 04:58)
Mpanolotsaina ny Filoha ve dia olona mpaniratsira azy ?
Raha marina ilay resaka hoe lasa conseiller spécial an'ny Filoha mamimbahoaka sy voafidim-bahoaka (na dia 14 % aza no tena azony) ry Tabera Randriamanantsoa sy Voninahitsy Jean Eugène dia tena Repob...
tohiny
ZAKAIOSY
(
04/10/2014 14:21)
DELESTAGE TIAKO BE !
Rehefa tsy voavahan'ny tompon'andraikitra ny fahatapahan'ny jiro dia niezaka nampionon-tena aho mba tsy ho tapaka lalan-drà eo, ka nahita tombontsoa goavana avy @ fahatapahan'ny jiro mate...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 16/10/2014 10:01
remile4
(
04/10/2014 05:53)
mety ve raha tsy mihaona mihitsy ao anatin'ny 2 na...
mety ve raha tsy mihaona mihitsy ao anatin'ny 2 na 3 erin'andro nefa mifampiantso foana izahay roa? ...
tohiny
novalian'i zanive ny 06/02/2015 17:41
rhaj0
(
03/10/2014 16:52)
Ny Vokatry Ny Fikarohana vs. Fahamarinan'ny Baiboly (ara-baki-teny)
Hitako ihany ilay lahatsoratra tao @ New York Times ([url=http://www.nytimes.com/2002/03/09/books/new-torah-for-modern-minds.html?pagewanted=all&src=pm]vakio ato[/url]) mikasika ny vokatry ny fikaroha...
tohiny
novalian'i gasy1zay ny 08/10/2014 17:02
Maranatha
(
03/10/2014 06:59)
NY FIANTOMBOHAN'NY ANTSO AVO LEHIBE
[color=blue] «Tsy maintsy toriana amin’izao tontolo izao ilay hafatry ny anjely faha telo, mampitandrina ny olona mba tsy hiankohoka eo anolohan’ ny bibi-dia sy ny sariny, ka manasa azy ireo mba ...
tohiny
novalian'i gasy1zay ny 06/10/2014 14:12
booboo
(
02/10/2014 11:41)
Sekolin'ny fiainana (fiteny ve izany ? )
http://share2give.net/a-13-ans-il-a-decide-de-quitter-lecole-ecoutez-pourquoi-cest-exceptionnel-2/
Tsy mba nampianarina an'izany aho tany am-pianarana an... ...
tohiny
novalian'i 5laody ny 05/10/2014 11:30
Noue
(
01/10/2014 10:32)
Tana by night
La promesse présidentielle sur la fin du délestage en 3 mois n’a pas été tenue, c’est un constat. Et le délestage massif de ces derniers temps pourrait coûter cher au régime en place car il...
tohiny
hafahafa
(
01/10/2014 08:04)
Atodin'Omby
Miarahaba daolo o!
Za ry zareo tena efa atraminy mbola kely no naheno an'ty Atodin'Omby ity ka mba liana za ny hafatatra ny tena marina aminy le izy.
Zavatra tena misy ve izy io sa anarana entina ilaz...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 03/09/2020 19:41
elie%27us
(
01/10/2014 04:22)
piratage compt
sao misy mahay manao piratage facebook ato e...
tohiny
novalian'i hery ny 01/10/2014 06:29
vonynive
(
30/09/2014 05:32)
FIKAROHANA, FAHASALAMANA SY FAMPANDROSOANA
KONGRESY IRAISAM-PIRENENA VOALOHANY MOMBA NY FITSABOANA SY NY FIKAROHANA SIANTIFIKA ETO MADAGASIKARA
Hatao eny amin'ny trano fivoriana iraisam-pirenena CCI Ivato mandritra ny hateloana manomboka ny 30...
tohiny
vonynive
(
30/09/2014 05:31)
FIKAROHANA, FAHASALAMANA SY FAMPANDROSOANA
KONGRESY IRAISAM-PIRENENA VOALOHANY MOMBA NY FITSABOANA SY NY FIKAROHANA SIANTIFIKA ETO MADAGASIKARA
Hatao eny amin'ny trano fivoriana iraisam-pirenena CCI Ivato mandritra ny hateloana manomboka ny 30...
tohiny
