mety ve raha tsy mihaona mihitsy ao anatin'ny 2 na...
1. remile4
(
04/10/2014 05:53)
mety ve raha tsy mihaona mihitsy ao anatin'ny 2 na 3 erin'andro nefa mifampiantso foana izahay roa?
2. josiah
(
04/10/2014 21:59)
Tsisy probleme mihitsy ka , nareo zany toa mifampiantso ihany ka inona ny olana, amizay kao rhf mihaona dia lasa romantika be ilay fiaonana.Bonne chance
3. Maningana
(
08/10/2014 05:20)
ilay sady tsy mihaona no tsy mifampiantso no tena ratsy fa manalasala tahaka ny vozon'akoho moa lay fiteny???
4. zanive
(
06/02/2015 17:41)
ny tsara dridra miresaha tsara nareo roa tsy misy henamaso io fa ratsy b nmanaiky tsy fidiny
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2023 - page load 0.2655